Taratra

« Playoff OPL 2023 » : hanala vela amin’ny Fosa Junior ny Ajesaia

Vita tamin’ny herinandro lasa teo ny lalao ampahefa-dalan’ny “Playoff OPL 2023”. Efa fantatra fa ireo ekipa efatra tafita avy tao amin’ny kaonferansy avaratra ihany no hiatrika ny lalao manasa-dalana. Anisan’izany ny Fosa, Ajesaia, Cosfa, AS Fanalamanga. Taorian’ny fihintsanan’ ny CFFA Andoharano­fotsy teo amin’ny lalao ampahefa-dalana, ny “Playoff OPL 2023”, nanoloana […]

Tsiroanomandidy : zaza 11 volana niharan’ny fanolanana

Zazavavy vao 11 volana niharan’ny fanolanana nata­ona lehilahy iray mpanampy an-trano tao Androtravo Antambao, kaominina am­banivohitra Ambatolampy, ny alakamisy teo. Mpam­pianatra ao amin’io toerana io ny renin’ilay zaza. Ta­min’ny fotoana namorian’ ilay ramatoa reniny ny vary karamany tany amin’ny ray aman-drenin’ny mpianatra no nanararaotan’ilay mpanampy ilay zaza. Rehefa niverina, tsy […]

Isotry : tratra ny jiolahy nifanenjehan’ny polisy

Tsy mety fay mihitsy! Tratran’ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria boriborintany fahefatra (CSP4), teny Anatihazo Isotry, oma­ly, ny ny jiolahy iray malaza ratsy amin’ny sinto-mahery. Maro ny fitarainana voara­in’ny polisy amin’ny hafi­tsok’ireo jiolahy amin’iny faritr’Isotry iny. Nametraka paikady ny polisy, amin’ny alalan’ny fanaraha-maso teny amin’ny manodidina an’Anatihazo Isotry. Teo no […]