Hitodika atsy Afrika Atsimo avokoa ny mason’ny rehetra, rahampitso alakamisy, hiatrika ny fiadiana ny “sevens challenger series”, taranja rugby ho an’ny sokajy vehivavy. Anisan’ireo ekipa hiady izany amboara izany, ny Makis Ladies de Madagascar. Hanomboka rahampitso alakamisy 20 ka hatramin’ny sabotsy 22 avrily, ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny “Sevens […]
Taratra
Slam : mikarakara atrikasa ny MST
Hisy ny atrikasa “Slam’ Up”, karakarain’ny Madagaslam Section Tana (MST), eny amin’ny foibe toeran’ny ADMC -CRAAM eny Ankatso, ny alakamisy 20 avrily 2023. Hetsika tafiditra ao anatin’ny fampirisihana ny tanora eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo mba hirona ho any amin’ny haikanto sy ny kolontsaina. Eo ihany koa ny fampahafantarana ny Slam sy fampitomboana ny […]
Boky sy vakinteny : andiany faha-4 ny « Lire en Fête »
Taona 2019, notanterahina voalohany tao amin’ny Alliance Française Antananarivo (AFT), etsy Andavamamba ny hetsika momba ny boky sy ny vakiteny « Lire en Fête ». Hotanterahina ny 22 avrily ka hatramin’ny 29 avrily izao ny andiany faha-4. Napetraka ho laharam-pahamehana sady lohahevitra rahateo ny : « Fisokafana ho any amin’ny tontolo tsara hatrany ». Tafiditra ao […]
Jacques Rabemananjara : nivoaka ny boky misy ny asa sorany
Tontosa, omaly, teny amin’ ny Institut Français de Madagascar, IFM Analakely, ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, nampahafantarana ny fivoahan’ny boky “Jacques Rabemananjara, Œuvre Poétique”. Boky mirakitra ny asa soratr’i Jacques Rabemananjara, nosoratan’i Dominique Ranaivoson. Mahatratra 300 pejy izy ity ary niarahana niasa tamin’ny Mpanaparika Boky, mpanonta boky, sy ny […]
Mozea Rainilaiarivony: hamerenana ny lanjan’ny kolontsaina
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Mozea Rainilaiarivony etsy Amboditsiry. Nilaza ny minisitra fa hamerenana ny lanjan’ny kolontsaina sy hikajiana ny vakoka misy eto Madagasikara ny antom-pisian’izao. Notokanana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny Mozea Rainilaiarivony etsy Amboditsiry. Trano fonenany, tamin’ny fotoana naha praiminisitra azy nandritra ny 31 taona, teo anelanelan’ny 1864 sy 1895. […]




