Niala kely tamin’ny mahazatra ny mpikarakara ity fampirantiana ity. Na eo aza anefa izany, misy hatrany ny fampirantiana zavakanto nataon’ny mpahaikanto samihafa. Natokana ho an’ny mpianatra manokana kosa ity fampirantiana ity hampahafantarana sy hanentanana azy ireo. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ary tsy hifarana raha tsy ny 28 avrily 2023, […]
Taratra
IFM Analakely : hampiranty ny “Ho nofy ihany” i Mahefa Dimbiniaina
Anjaran’ny mpahaikanto, indrindra ny Malagasy mpaka sary, indray no mianoka ny kanto raketin’ny tetikasa “Ho nofy ihany” an’i Mahefa Dimbiniaina. Vonona tanteraka ny mpikarakara rehetra ny amin’ny fampirantiana, izay misokatra ho an’ny rehetra anio. Hotanterahina manomboka anio ary tsy hifarana raha tsy ny 27 mey 2023 ny fampirantiana ataon’i Mahefa […]
fihaonambem-pirenena : «Mamofompofona krizy», hoy ny Pastera Nestor
“Raha izao isika no mbola hanao fihaonambem-pirenena, voahaja ve ny maha tany demokratika antsika amin’ ny fanajana lalàmpanorenana? Maninona raha tamin’ny herintaona na roa na telo taona lasa tany, ohatra, no nitaky an’ izao na izatsy?” Io ny fanehoan-kevitry ny sekretera jeneralin’ny Isika fikambanana miara-dia amin’i Andry Rajoelina (IFI), ny […]
Mihava Tour : nisy ny fihaonana tamin’ny vahoakan’i Sambava
Mitohy hatrany ny fitsidihana faritra ataon’ny solombavambahoaka Siteny Randrianasoloniaiko sy ny mpiara-dia aminy. Any Sambava, faritra Sava, no misy azy ireo amin’ izao fotoana izao. Nitafa sy niresaka tamin’ny vahoakan’i Sambava izy ireo tao anatin’ izao fitsidihana izao. Noresahina tao anatin’izany ny zava-misy sy ny filan’ny vahoakan’i Sava. Nohararaotina tamin’io […]
Vahoaka miray : “Mila hajaina ny fahalalahana maneho hevitra”
Mbola mahabe resaka… “Lalàna mipetraka ve horavan’ny fanambarana? Satria ny lalàna momba ny antoko politika no manome alalana anay antoko politika hiresaka sy hanao tatitra ary ny adidin’ olom-pirenena amin’ny mpiara-dia aminay. Lalàna apetraky ny minisiteran’ny Atitany izany”, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko Vahoaka miray (Vami), i Gaby Vakiniadiana, ny […]




