Noraisin’ny filoha Rajoelina Andry ireo lehiben’ny distrika sy ny préfet manerana ny Nosy, omaly. Nomeny toromarika momba ny fifidianana izy ireo ary nampahatsiahivina ny andraikiny eny ifotony. Notoloran’ny filoha fiara 4×4 miisa 76 ireo tonga teny an-toerana ankoatra ireo efa nisitraka izany, miisa 47 teo aloha . Eo koa ny […]
Taratra
Ny hevitra no miady
Miharatsy andro aman’alina ny toedraharaha politika eto Madagasikara, ankehitriny. Mampahatsiahy tantara ratsy, indrindra ireo karazana kirizy nisesisesy ka nahatonga izao fahantrana mangitsokitsoka andro aman’alina izao. Manomboka miseholany ny herisetra amin’ny endriny samihafa, miafara any amin’ny fandatsahan-dra sy fikasihan-tanana. Manomboka miseho lany ny korontana, noho ny fiarovana tombontsoa manokana. Zary ataon’ny […]
Fanambin’ny ceni: fifidianana madio, tsy misy savorovoro
Samy manantena fifidianana madio sy mangarahara ny ankolafin-kery politika rehetra. Nanao rodobe, nanatrika ny dinika nokarakarain’ny Ceni ny Mpitondra sy ny mpanohitra. “Zotram-pifidianana tsara omana, andraisan’ny rehetra anjara hampisy fitoniana sy filaminana no tanjona tiantsika hotratrarina amin’ny fihaonana. Hojerentsika miaraka hoe: ahoana no hahazoantsika manomana fifidianana ho avy rehetra ao […]
Efa nahazo vola 5 tapitrisa Ar … : tratran’ny polisin’ny BC ireo mpisoloky cash point
Voasambotry ny polisy misahana ny ady heloka bevava sakelika voalohany (BC1) Anosy teny Ambondrona ireo telo mianadahy (vehivavy roa sy lehilahy iray) malaza ratsy amin’ny fisolokiana avolenta. Raha ny tatitra nampitain’ny BC1, ny 11 febroary 2023 lasa teo, cash point iray voasolokina vehivavy roa teny Behoririka. Mizara ireo vehivavy roa […]
Nambanana antsy : mpivady voaroba ny vola 4 hetsy
Niakatra fampanoavana omaly, notanana am-ponja vonjimaika miandry ny didim-pitsarana azy ny lehilahy iray. Voatondro ho nandroba mpivady efa samy misotra ronono, tetsy Ampandrana izy. Niditra an-keriny tao amin’ny tokantrano iray. Nandroba vola mitetina 4 hetsy, ny alahady 12 marsa lasa teo. “Sendra nivoaka hifoaka sigara teto an-tokontany aho ny maraina. […]




