Hatao ny 15 hatramin’ny 18 jona ho avy izao, eny amin’ny foibe CCI Ivato, ny hetsika iraisam-pirenena mikasika ny fizahantany ITM (InterÂnational tourism fair of MadaÂgasikara), andiany fahasivy. Zava-dehibe ny hantenaina aminy, satria tsy nisy ny hetsika nandritra ny telo taona, noho ny krizy Covid-19. MiÂkaÂrakara azy ny Ofisim-pirenena ho […]
Taratra
Sambava : nodorana ny lavanila fa tsy misy mpividy
Nanao fihetsiketsehana avy hatrany ny mpikambana ao anatin’ny SOS Lavanila any Sambava, omaly. Tsy nahandry ny fe-potoana 72 ora napetrak’izy ireo, miandry ny fepetra sy vahaolana omen’ny fanjakana. Nisy ny herisetra nihatra tamin’ny olon-tsotra. Nidina an-dalambe ny mpisehatra amin’ny lavanila, omaly, nanao hetsika manodidina ity sehatra ity. Misy ny vovonana SOS […]
Oniversiten’Antananarivo : vita ny fampitahana ny lisitry ny mpianatra
Namoaka fanambarana, omaly, ny oniversiten’AntaÂnaÂnarivo fa efa vita tanteraka ny sahanasa momba ny fampitahana ny lisitr’ireo mpianatra izay misitraka ny vatsim-pianarana taona 2022-2023. NaÂtao nandritra ny 3 andro (13-15 marsa) ny fampitahana, nifarimbonan’ny oniversiten’ AnÂtananarivo sy ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika (Mesupres) ary ny minisiteÂran’ny Fiovana sy […]
Fiarovana ny tontolo iainana : namboly hazo ny maintimolalin’ny CUA sy ny Béton armé
Nanatanteraka ny anjara fanamaitsoana ny tanĂ na ny fikambanan’ny maintimolaly eo amin’ny CUA sy ny fikambanana BĂ©ton armĂ©, omaly, teny amin’ny Rocade NaniÂsana. Nitarika azy ireo nanatanteraka izany ny ben’ny TaÂnĂ na, Andriantsitohaina Naina. Nentina nanaporofoana fa saropiaro amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny fikambanana ary mandray anjara feno amin’ny fikoloana izany. […]
METFP : hamboarina ny Lycée Mananjary
Nanatanteraka fifanaraham-piaraha-miasa ny minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa sy ny orinasa Cementis, omaly, tetsy TsaralalĂ na. Hiantoka ny simenitra lany rehetra amin’ny hanamboarana ny LycĂ©e any Manjary izay ravan’ny rivodoza Freddy farany teo ny orinasa. Tanjona ny hiverenan’ny mpianatra mianatra amin’ny sekoly tsara ara-dalĂ na hahafahan’izy ireo manovo fahalalana toy […]




