Ny boky, loharano tsy ritra. Na eo aza ny firoborobon’ny teknolojia, tsy mbola takona ny vakiboky. Porofon’izany ny fitombon’ny filan’ny mpamaky boky eto Madagasikara, amin’ny sokajin-taona rehetra. Noho ny fahatsapana izay, nanome boky miisa 882 ho an’ny Tranombokim-pirenena malagasy ny fikambanan’ny firenena mampiasa ny teny frantsay (OIF), ny masoivohon’i Frantsa […]
Taratra
Nahazo faka ny kolo saina vahiny : voafatotra mafy ny Malagasy sy i Madagasikara
Sanganehana, sakodiavatra ! Misy lasitra efa voavolavola tao anatin’ny fotoana naharitra nanefy ny sain’ny Malagasy. Izay mivoaka na miala na manatanteraka zavatra hafa tsy tafiditra ao anatin’io lasitra io, ailiky ny fiarahamonina. Voatondro molotra. Omena todi-damosina… Ambara ho diso lalana… Ny saina no nodonina voalohany ! Tahaka izao ny fomba […]
Rugby : nanolotra fitaovana ho an’ny Makis i Angletera
Resy lahatra ny masoivohon’i Angletera eto Madagasikara, fa velona sy mandroso ny baolina lavalava malagasy ary manana talenta amin’io taranja io ny Malagasy. Araka izany, tonga nanolotra fitaovana nahitana “maillots, faux-bas, short, tee-shirt” ary akanjo mafana ho an’ny mpilalaon’ny Makis vehivavy sy ny sokajy zandriny U16 sy U18 ny masoivohony, […]
Beach Soccer : tolorana 5 tapitrisa Ar izay tompondaka
Hafana ny fifaninanam-pirenena amin’ny baolina kitra lalaovina eny amin’ny torapasika (beach soccer), karakarain’ny Telma sy ny fikambanana Dola Beach. Hahazo lelavola 5 tapitrisa ariary izay voahosotra ho tompondaka amin’ny fifaninanana, raha toa ka 2 tapitrisa ariary ny an’ny ekipa faharoa. Araka ny fanazavan’ ny mpikarakara teny Andraharo, omaly. Hotanterahina any […]
Sombintsombim-baovao
Basikety – Ao anatin’ny fifantohana tanteraka amin’ny fiadiana ny amboara eran-tany 3×3 sy ny U19 amin’izao, ny ekipam-pirenena malagasy Ankoay. Mba hahafahan’izay fanomanana izay mizotra tsara araka ny tokony ho izy, nisy fanamboarana ny fandaharam-potoana amin’ny fifaninanam-pirenena. Naroso ny 2 hatramin’ny 7 mey araka izany ny fifaninanana dingana voalohany, amin’ny […]




