Nampahafantarin’ny Biraon’ny kadasitra momba ny harena an-kibon’ny tany (BCMM), ny alatsinainy 2 febroary teo, fa misokatra ankehitriny ny fikirakirana sy ny fandinihana ny fahazoan-dalana hitrandraka harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara. Maherin’ny 3 000 ny fahazoan-dalana efa nanao fangatahana, voarakitry ny BCMM nanomboka ny taona 2009, fotoana nampihantonana azy hatramin’izao. Misy amin’ireo […]
Taratra
Banky foiben’i Madagasikara : Mampiasa vola 20 000 Ar ny 70% ny eto amintsika
Ampy tsara ny tahiry vola vahiny ao amin’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Be mpampiasa indrindra eto amintsika ny lelavola 20 000 Ar. Tsy nampoizina! Sahirana ny rehetra tamin’ny fotoana namoahana voalohany ny lelavola tokana, 20 000 Ar, tamin’ny taona 2017. Sivy taona aty aoriana, nilaza ny governoran’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM), Andrianarivelo […]
FANTINA sy FINTINA
Nitohy teny Atsimondrano indray ny fanoratana anarana biometrika, taorian’ny hetsika « Izaho tokana », nanombohana izany ofisialy teny Iavoloha. Nosantarin’ny minisitry ny Atitany, teny amin’ny kaominina Tanjombato ary nitohy hatreny Ampitatafika izany, ny herinandro teo. Mavitrika misoratra anarana ny mponina. Nialohavan’ny fanentanana izany. Tsy mbola nisy resaka ny fanamarihana ny 7 febroary, […]
Maka Alphonse : “Mila faritana mazava ny faharetan’ny Tetezamita”
“Tokony hisy fepetra ara-dalàna iray faritan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny amin’ny faharetan’ny fitondrana amin’izao”. Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny Conseil du fampihavanana malagasy (CFM) teo aloha, i Maka Alphonse, omaly, ny amin’ny fihaonana tamin’ny iraky ny Vondrona afrikanina. Roa volana ny fahabangan-toeran’ny filohan’ny Repoblika. Efa mivoaka ny […]
Tsy sakaizan’ny loto
Aleo mba hiresaka fanabeazana ho olom-pirenena vanona, anio, anatin’ity fifampizarana ity. Manaitra hatrany ny mahita ilay andavanandron-dRamalagasy, mikororoso any amin’ny fahantrana lalina isan’andro. Tsy misy fiantraikany tsara any anivon’ny tokantrano aloha hatreto ny fanavaozana sy fanovana teo amin’ny sehatry ny politika. Tsy hita ny vokatry ny fanoloana mpitantana. Tsy hanomezan-tsiny […]




