Mpandrafitra iray ao amin’ny Saf FJKM Ambanitsena no nanome andininy tamin’ny Fikambanan’ny mpanao gazety misahana ny tontolo iainanan (AJE)*. Tonga teny an-toerana ny AJE nanaraka ny zava-misy noho ny fiaraha-miasa amin’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena, orinasa Ambatovy, Star, ary ireo mpiara-miombon’antoka hafa. Mpandrafitra, Atoa Raveloson Maminiaina, mampiasa hazo kininina, pin, grevillea. Mamboly […]
Taratra
Ravinala Airports: voafidy hisahana ny dokam-barotra ny Aeropub
Ny orinasa Aeropub no voafidy tamin’ny tolotra maneran-tany natao, handrafitra ny dokam-barotra ao amin’ny Ravinala Airports any Nosy Be sy eto Antananarivo. Efa fantatra aty amin’ny ranomasimbe Indianina ny Ravinala Airports, mitantana ny seranam-piaramanadina iraisam-pirenena eo Ivato sy any Nosy Be. Mihatsara hatrany ny kalitaon’ny tolotra ho an’ny mpandeha, araka […]
Banky foibe (BCM): tsy mbola nodiovina ireo volamena
Misy ny fikasan’ny fanjakana, ny volana aogositra 2022, fa hodiovina any ivelany ireo tahirim-bolamena ao amin’Banky foiben’i Madagasikara, mba havadika hanana lanja ara-bola eo amin’ny tsena irasaim-pirenena. Tsy tanteraka, araka izany, ilay filazana fa naondrana any Soisa ireo tahirim-bolamena ireo. Nanome fanazavana ny governoran’ny Banky foiben’i Madagasikara (BCM), Andrianarivelo Aivo. […]
Manome ohatra ny AJE: azo atao tsara ny manamaitso an’i Madagasikara
Nanatanteraka ny fambolen-kazony ny Fikambanan’ ny mpanao gazety mikirakira ny tontolo iainana (AJE), ny sabotsy 11 marsa teo, teny amin’ny sahan’ny Saf-FJKM eny Soavina Ambanitsena. Miisa 250 ny zanakazo nambolena, nahitana «accacia», «frêne», «jacarandas» ary kafe. Nosafidiana ireo karazana zavamaniry ireo satria haingam-pitombo. Mpiara-miombon’antoka nanohana ny AJE tamin’ity fotoana ity […]
Toeram-pitrandrahana any Ranobe: azo antoka ny fanadihadiana nataon’ny INSTN
Manome fanazavana ny daholobe, indrindra ny mponina any ifotony ny tale jeneralin’ny Ivontoerana nasionaly mikasika ny siansa sy ny teknika nokleary (INSTN), ny profesora Rajaobelison Joël, momba ny tetikasa Base Toliara. Nohamafisiny ny maha mitombina sy ny fahazoa-mino ny vokatry ny fanadihadiana, lazaina amin’ny lafiny teknika hoe tsy « état zéro » […]




