Dokotera, profesora, mpivarotra fanafody, mpitsabo nentim-paharazana matihanina, olon-tsotra…. Samy nahatsiaro ho voatohintohina tamin’ny resabe momba ilay fampiofanana mpitsabo ao anatin’ny 3 volana. Samy naneho ny heviny izy ireo ary miandrandra ny fampiharana ny fepetra hentitra manodidina izany. Nanaitra ny sain’ny maro, indrindra ny dokotera sy ireo mpivarotra fanafody matihanina ny […]
Taratra
Raha hiverina eny an-doharano : ny tenin-drazana no hoenti-mampianatra
Andro vitsy lasa, nanamarika ny « Andro iraisam-pirenena ho an’ny tenin-drazana » i Madagasikara. Tazana hatrany ny fampirantina, vela-kevitra, seho samihafa eny an-tsehatra… Tsy ampy ny hetsika indray mandeha ao anatin’ ny taona raha hikendry ny hampivelatra sy hanome hasina ny teny sy ny tany (tanindrazana) ary indrindra hiverina eny an-doharano amin’ny […]
Rakotofrah Junior : hanao fampisehoana vakodrazana
Hotanterahina ny alahady 26 febroary 2023, eny amin’ ny Ivokolo Analakely ny fampisehoana vakodrazana, iarahana amin’ny Tarika Rakotofrah Junior sy ny Akon’ny Diary. Fampisehoana iarahan’ ny Office Nationale des Arts et de la Cultures na OFNAC misalaha amin’ny minisiteran’ ny Serasera sy ny kolontsaina ny fanatanterahana azy, miaraka amin’ny fikambanan’ny […]
Anac Analamanga: hiaka-tsehatra ny mpianatra
Tanterahina anio, manomboka amin’ny 1 ora tolakandro, eny amin’ny foibe toeran’ny Anac, eny amin’ny Tranombokim-pirenena, Anosy, ny hetsika “Anao ny sehatra”. Hetsika hampisehoan’ny mpianatra avy eo anivon’ny Anac ny fahaiza-manao sy ny fahaizana norantoviny nandritra ny fianarany. Mahatratra 19 izy ireo no hampiseho ny fahaizany amin’io fotoana io. Mpianatra mozika, […]
Fiarovana ny zon’ny mpamorona: vonona hanampy ho an’ny fanavaozana ny Omda ny Unesco
Nandroso sosonkevitra ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Unesco, amin’ny fanatsarana ny fitantanana sy fiarovanana ny zon’ny mpamorona. Toraka izany koa ny fikajiana ireo tahirin-kevitra tranainy. Tontosa omaly ilay fikaonandoha iraisam-pirenena handinihana ny fomba hitantanana ny aterineto sy ireo tambajotran-tserasera naterany mba hiantohana ny fahalalahana miteny sy hiarovana ny demokrasia, natao tany […]




