Niakatra filan-kevi-pifehezana teo anivon’ny sekoly Gallieni teny Andohalo i Vanessa. Tonga nifona tamin’ireo mpampianatra ny rainy. Nilaza ny tsy handray an’ity tovovavy ity ho isan’ny mpianatra intsony ny sekoly. Niakatra filan-kevi-pifehezana teo anivon’ny sekoly Gallieni teny Andohalo i Vanessa, mpianatra very finday, omaly. Nanatrika izany ireo solontenan’ny mpampianatra EPS, ny […]
Taratra
Leo fahantrana… mazotoa mifidy !
Ohatrany hoe tsy mba misy zavatra mahafinaritra izany eny anivon’ny firahamonina malagasy, ankehitriny ! Vokatry ny fahantrana, zary manaotao fahatany ny sarababem-bahoaka. Maro ny mamono tena, betsaka ny fametavetana ny maha-olona, very hasina ny aina. Baikoin’ny vola sy ny tsy fisiana. Manahirana na ny miresaka azy aza ! saingy tsy maintsy vakiana […]
Adin’ny mpivady: notondrahana rano mangotraka i Sendra
Notondrahan’ny vadiny rano mangotraka sy nokendaina i Sendra, monina etsy Ambohimiandra, boriborintany II. Potika ny vatany, tsy afaka mampinono ny zanany vao herintaona izy. Mampivarahontsana! May kila ny hodi-tava hatramin’ny faritry ny kibony, io no vokatry ny herisetra nataon’ny vadiny an’i Sendraniaina, ny zoma lasa teo. Renim-pianakaviana iray mipetraka ao […]
Anosizato: jiolahy niafina tao anaty armoara
Nifanehatra tamin’ny polisy misahana ny ady amin’ny asan-jiolahy mahery vaika (SAG) teny Anosizato Atsinanana, afakomaly ny jiolahy iray tratra namaky trano. Nandritra ny fotoana nanaovan’ny polisin’ny SAG fisafoana teny akaikin’ny farmasia iray eny Anosibe no nahatrarana ity jiolahy ity. Nisy renim-pianakaviana iray tonga nampandre ny polisy momba ny fisiana asa […]
Vono olona faobe: naiditra am-ponja i Haja maître sy i Rija
Niatrika ireo mpitsara mpanao famotorana ny talata teo i Haja maître na i vazaha sy i Rija, isan’ireo mpiara-miasa akaiky tamin’i Iarisy. Voampanga ho namono ity farany. Naiditra am-ponja vonjimaika tao Ankazobe izy roa lahy taorian’ny fampanoavana. Voasambotra ny asabotsy lasa teo tany Manerinerina sy Ambohitromby izy ireo. Nisy dahalo […]




