Miisa 33 ireo olona maty vokatry ny rivodoza CHENESO teto amin’ny Nosy. Mahatratra 20 ireo tsy hita popoka nandritra izany, raha ny tatitra voaray teo anivon’ny BNRGC (birao nasionaly misahana ny fitantanana ny loza), omaly. Maherin’ny 90.870 ireo olona tra-boina manerana ny Nosy. Mitsinjara amin’ny faritra 17 ny tra-boina, 20.980 […]
Taratra
Mandritra ny famonjana : 22 ireo tolotra maimaimpoana
22 ireo tolotra tsy andoavam-bola mandritra ny famonjana nefa maro ny voafonja no iharan’ny kolikoly , araka ny fanazavana nentin’ny vaomieram-pirenena mahaleo tena momba ny zon’ olombelona (CNIDH). Anisan’izany ny fahazoana sakafo avy amin’ny sampandraharahan’ny famonjana sy ny safako avy amin’ny fianakavian’ny voafonja na ireo fikambanana. Tsy tokony handoavam-bola,noho izany […]
Kaominina Ampitatafika : nidina hatramin’ny 112 sisa ireo traboina
Nidina hatramin’ny 112 isa ireo traboina teo anivon’ny kaominina Ampitatafika ankehitriny, raha ny tatitra voaray. Tany am-piandohana, niisa 450 isa izy ireo vokatry ny rivodoza Cheneso. Nitombo hainganabe izany ka nahatratra 830. “Ny fidinan’ny rano eny amin’ny toerana fonenan’izy ireo ny antony”, hoy ny ben’ny Tanànan’ Ampitatafika, Ramparaoelina Rado. Nahitana […]
Fampianarana : hofanina mikasika ny tan-tsoroka an-tsekoly ireo Dren 23
Talen-tsekoly anarivony ao amin’ny Dren 23 no hisitraka fanofanana mikasika ny tan-tsoroka an-tsekoly. Hitohy amin’ny Dren rehetra ny fanatanterahana izany. Notanterahina ny 30 desambra teo ary hifarana anio ny dingana fahatelo amin’ny fampiofanana mikasika ny fampiroboroboana ny tan-tsoroka an-tsekoly. Tanterahina amin’ireo foibem-pitondram-paritry ny fanabeazam-pirenena (Dren) miisa 23 izany. Miisa 2 […]
Distrikan’Atsimondrano: nanohana ireo traboina ny tanora sy ny vehivavy Tim
Nijery sy nanampy ireo traboina, nohon’ ny fiakaran’ ny rano, teny amin’ny kaominina Ampitatafika ny depiote Ratsimbazafy Alain, niaraka amin’ny ben’ ny Tanànan’ Ampitatafika, Ramparaoelina Rado. Teo koa ireo vehivavy sy tanora Tim eny Atsimondrano. “Noraisina ny andraikitra ho fanampiana azy ireo noho ny voin-kava-mahatratra”, hoy izy ireo. Etsy andaniny, […]




