Tanjona napetraky ny minisiteran’ny Tontolo iainana tamin’ny 2022 ny hahavitana voly hazo 75 000 ha manerana ny Nosy. 73 000 ha tamin’izany no vita, azo lazaina fa fahombiazana ihany izany raha ampitahana tamin’ny taona tany aloha. Midika koa izany fa misy ny ezaka sy fampiasam-bola hamerina ho maitso an’i Madagasikara. Na izany […]
Taratra
Ankilimalinike Toliara: miantso ny fanjakana hanokatra ny Base Toliara ireo nanohitra tany aloha
Ela loatra ny fiandrasan’ny mponina ao amin’ny fokontany Benetsy, kaominina Ankilimanilike, ka hamafisin’izy ireo ny antso amin’ny fanjakana hanapa-kevitra mikasika ny orinasa Base Toliara. Notsorin’izy ireo fa « tokony efa nivaha hatry ny ela ny tsy fananan’asa sy ny tsy fandriampahalemana raha navelan’ny fanjakana niasa ity orinasa ity ». Nanome toky i […]
IFM Analakely : hivoaka ny sanganasa vaovaon’i Rolling P. sy Rafally
Tontosaina eny amin’ny «Institut Français de Madagascar» na IFM Analakely, ny asabotsy 14 janoary 2023, ny fampahafantarana ny sanganasa «Trafika». Tantara mitohy an-tsary milazalaza ny tantaran’ny kitapo mistery iray izy ity. Fiaraha-miasa teo amin’i Rafally, mpanao sary, sy Rolling Pen, mpandrindra an-tsehatra no nahatanterahana izao zavakanto izao. Mitohy ny fanomezana […]
«Slam à l’U»: mihamaro ny mpankafy ny Slam
Tontosa ny zoma 13 janoary 2023, teny amin’ny Centre de Ressource des Arts Actuels de Madagascar na Craam Ankatso, ny «Slam à l’U». Seho an-tsehatra karakarain’ny fikambanana «Madagaslam», iarahana miasa amin’ny ivontoerana ara-kolontsaina sy manome vahana izany. Nisokatra ho an’ny rehetra ny sehatra, na ny efa kalaza na ny vao […]
“Ny itiavako anao” – 52 taona : miandrandra ny fiarahana amin’i Bessa sy Lôla ny eto
Manam-bintana ireo Malagasy monina any Frantsa! Fantatra mantsy fa hihaona amin’i Bessa sy Lôla ary hanatrika ny fampisehoana izaho hotontosaina anio, any Paris izy ireo. Rariny raha toa ka andro vitsivitsy mialoha dia lany ny tapakila ka feno ny seza ao amin’ny Pyramydes, handray ny seho. Ela niandrasana tokoa mantsy […]




