Taorian’ilay filazana fa hoe tsy handray anjara amin’ny “Chan 2023” i Maroc, ny 12 janoary lasa teo, niverina nandray anjara amin’ ity fifaninanana ity indray izy ireo. Niainga omaly maraina, nandeha nihazo an’i Alzeria, ny delegasiona maraokanina. Araka ny vaovao tao anaty tambajotran-tserasera, ny zoma 13 janoary lasa teo. Marihina […]
Taratra
Faneva Ima: hitantara ny lalaon’ny Barea sy i Ghana
Mifantoka any Algérie avokoa ny sain’ny rehetra, nanomboka omaly zoma, nanombohan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra natokana ho an’ireo mpilalao tsy matihanina “Chan 2023”. Anisan’ireo miatrika izany ny Barea de Madagascar, izay hiditra an-tsehatra rahampitso alahady. Hifandona amin’ny Black Galaxie Ghana ry zalahy amin’ity andro voalohany ho […]
Tsipy kanetibe: manohitra ny FSBM ny ligin’Analamanga
Tonga amin’ny tsy fifanarahana eo amin’ny ligin’Analamanga sy ny Fédération Sport Boule Malagasy (FSBM) ny sazy sy fiampangana sesilany mahazo ny mpitantana ny tsipy kanetibe malagasy. Tsy nitsitsitsitsy fitenena mihitsy, Andriamilerovason Amiroudine, filohan’ny « Fédération Sport Boule Malagasy » (FSBM), omaly, nanoloana ny mpanao gazety tetsy amin’ny ANS Ampefiloha, nanazava fa malagasy […]
Varotra anatiny : fihariana tsy manara-dalàna no betsaka
Mahazo vahana hatrany ny varotra anatiny tsy manara-drafitra na tsy manara-dalàna (informel) manerana ny Nosy. Maro anisa indrindra amin’ireo entam-barotra vokarina mitokana, anatin’izany ny sakafo, dia varotra tsy manara-dalàna, toy ireo hita eny amoron-dalana. Betsaka ny fanadihadiana efa natao momba an’io varotra io nataon’ny Instat. Misy tsy manana endrika fihariana […]
Efa tokony nivaha ny olan’ny tsy fananan’asa
Manamafy izany fitakiana ato anatin’ny fotoana fohy izany i Marcel, antsoina hoe Tsiamby, anisan’ny nanohitra ihany koa tany aloha ity tetikasa ity. Ilaina ny hamerenan’ny Base Toliara ny fanohanany ny lafiny sosialin’ny mponina, izay nahanton’ny fanjakana ny asa fihariany. Tokony efa nivaha hatramin’ ny ela ny olan’ny tsy fananan’asa sy […]




