Taratra

Simbainareo ny tanorantsika

Ho mateti-piavy toa sotrokely isika, amin’ny resaka hiaraha-mamakafaka anio. Tsy inona izany fa ny zon’ny zaza aman-tanora malagasy. Mahavery hevitra, mahalasa saina ny zava-misy eny anivon’ny fiarahamonina. Maika mahavala­ketraka anefa ny tsy fandraisana andraikitra ataon’ny manampahefana, manoloana ny fibiriokan’ny tanora sy ny fanosihosena ny zon’ny zaza. Sanatrian’ny vava manao vain-drahalahy […]

Nirefotra ny basy: olona iray maty voatifitra, lasa ny 100 tapitrisa Ar

Nirefodrefotra ny basy nandritra ny fanafihan-jiolahy tao amina mpandraharaha jirofo, omaly tamin’ny 5 ora sy 20 mn. Lasan’ny jiolahy ny volabe 100 tapitrisa Ar, olona iray maty voatifitra… Efa sahy mihantsy mpitandro filaminana! Ni­horohoro indray ny mponina nandritra ny fanafihan-jiolahy nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika tao amin’ity tokantrano ity omaly. “Mandanja […]

Raharaha hala-jaza-Toliara : vehivavy naiditra am-ponja vonjimaika

Niatrika ireo mpitsara mpanao famotorana tao Toliara, omaly, ireo olona efatra voasaringotra tamin’ilay hala-jaza, ny talata lasateo. Vokany, naiditra am-ponja vonjimaika ilay vehivavy voatondro ho nangalatra ilay zazalahikely sy ilay rasazy namany. Arahi-maso ara-pitsarana kosa izy mianadahy hafa voasaringotra tamin’ity raharaha ity. Tsiahivina fa teraka ny alatsinainy teo tao amin’ny […]

Lehilahy mpanampy : nanolana ny zanaky ny mpampiasa azy

Tranga mampalahelo. An­kizivavikely iray vao 10 taona monja no voalaza ho niharan’ny herisetra ara-nofo. Om­aly, tonga teny amin’ny biraon’ny zandary ao Amba­tofotsikely kaominina Vinany, distrikan’i Mandoto ny renin’ ilay zaza nintantara ny zava-nisy. Nilaza izy fa naolan’ny lehilahy iray mpanampy azy ao ihany ny zanany vavy ny alakamisy teo tokony […]