Mitondra ny fomba fijeriny manoloana ny fiainam-pirenena amin’ny ankapobeny ny antoko Tesaka miray le maigny, raha naneho ny heviny tamin’ny mpanao gazety, omaly. Mahatsapa ny fikambanana fa misavorovoro ny fiainam-pirenena eto Madagasikara. «Tsy mipetraka intsony ny fanajana ny lalàmpanorenana sy ny lalàna velona», hoy izy ireo. Ankotra izay, mahatsapa ny […]
Taratra
Minisitra Ravokatra Fidiniavo: “Tsy lainga no hitaomana vahoaka hankahala fitondrana”
“Ekena fa manokana ny taona 2023. Fa tsy ao anatin’ny fampiasana vaovao tsy marina na amin’ny tambajotran-tserasera na amin’ny fanambarana isan-karazany no heverina fa hitaomana ny vahoaka hankahala ny fitondram-panjakana”, hoy ny minisitry ny Rano sy ny fanadiovana ary fidiovana, Ravokatra Fidiniavo, teny Avaradoha, afakomaly, manoloana ny fanelezana vaovao tsy […]
Namearison Robert : “Mila lazain’ny Ceni izay fifidianana hatao amin’ity taona ity”
Hisy fifidianana ihany ve amin’ity taona ity? Nilaza ny eo anivon’ny KMF/Cnoe fa tokony holazain’ ny Ceni izay fifidianana hatao amin’ity taona ity. “Milaza ny Ceni fa mety eo anelanelan’ny 19 novambra sy ny 19 desambra izay. Mirona sy mandeha any amin’ny fifidianana filohan’ny Repoblika izany. Maninona raha tenenina hoe […]
CUA-IFI : hitohy ny fiaraha-miasa hanatrarana ny veliranon’Iarivo
Niarahaba sy nirary soa ny ben’ny Tanànan’Antananarivo, Andriantsitohaina Naina ny fikambanana IFI (Isika Fikambanana miara-dia amin’ i Andry Rajoelina), omaly. Notanterahina teny amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely ny lanonana. Tonga nanatrika izany teny an-toerana Ramanambitana Richard, filohan’ ny fikambanana IFI sy ireo mpikambana eny anivon’ny boriborintany enina ary ny mpikambana eny […]
Jery taratra…: Mila alamina…
Nahabe resaka ny amin’ny hoe fisian’ny renim-pianakaviana mivaro-janaka any amin’ny distrikan’Ikongo. Noho ny fahasahiranana sy ny fahantrana no hoe antony fa misy ny tsy fanjarian-tsakafo. Tafaka-dapa ny resaka. Tsy ekena ny fanelezana vaovao tsy marina hanakorontanana ny saim-bahoaka sy ny fiainam-pirenena. Lasa fitaovana politika eo an-tanan’ny sasany izay. Ranolava ny […]




