Taratra

Fambolen-kazo 2023 : velaran-tany 100 ha hatao anaty andro iray

Hatao ny 19 janoary ho avy izao any Seranandavitra, kaominina Ilaka-Est, distrika Va­to­man­dry, ny taona fambolen-kazo 2023 eto Madagasi­kara. Lohahevitra raisina ny hoe «Izay mamboly hazo mamelon’ aina, izay mamboly hazo ma­melona an’i Madaga­si­ka­ra». Koa, tanjona ny hambolen-kazo ao anatin’ny velaran-tany 100 ha. Hampi­asana fitaovana ma­naraka ny teknolojia «drô­ne» mandritra […]

Faritra Atsinanana: maro ny zava-bita ho an’ny fampandrosoana

Amin’ny alalan’ny asa vita no hitsarana ny fandrosoan’ny faritra iray. Ho an’ny faritra Atsinanana, tena nifantohana ny any amin’ny kaominina ambanivohitra, notetezin’ny governora Rafidison Richard Théodore sy ny mpiara-miasa aminy. Mikasika ny lalana, saika nisitraka ny ampahany tamin’ny asa avokoa ny tao anatin’ny distrika fito hita ao amin’ny faritra Atsinanana. […]

FampanarahaN-dalàna : hanomboka ny fanentanana mifehy ny fahadiovana CMH

Hanomboka amin’ity fiandohan’ny taona ity ny fanentanana momba ny fitsipika mifehy ny fahadiovana, fahasalamana ary ny firindran’ny fiainan’ny mponina amin’ny ankapobeny na ny Code d’hygiène municipal (CHM) eto Antananarivo Renivohitra. Mamatsy vola manokana izao asa hatao izao ny tahiry manokana ho an’ny fampandrosoana. Hisy ny fiofanana momba ny fanentanana sy […]