Taratra

Andriamiarisoa Daniel: “Ny olan’ny vahoaka no mila fikaonandoha”

“Sao fotoana izao hanaovana fikaonandoha hijerena ny sosialim-bahoaka sy ny maharary ny vahoaka? Ma­nampa­haizana avokoa ny an­kama­roan’ireo mpanao politika. To­kony hisokatra ny rehetra fa tsy hiolonolona amin’izao fotsiny”, hoy ny filohan’ny antoko Madagasikara ho an’ny Ma­lagasy(MHM), Andriamiarisoa Daniel, ma­noloana ny fahasahiranam-bahoaka amin’izao. Raha tena tia tanindrazana ma­rina ny mpanao politika, […]

Ramamimampionona Gérard : “Afa-miara-monina ny maha malagasy sy ny maha kristianina”

Nahabe resaka sy adihevitra ny nisian’ny kristianina nanao fandroahana devoly sy nanao hira fiderana teny amin’ny doany amin’ny Rovan’Ambohimanga. Maneho ny fijeriny ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard: “Afa-miara-monina ve ny maha malagasy sy ny maha kristianina? Raisiko amin’ny tenako: Malagasy aho sady kristianina.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny […]

Banky foiben’i Madagasikara : nametra-pialana ny governora Rabarijohn Henri

Fantatra fa nametra-pia­lana, tsy ho governoran’ny Banky foiben’i Madagasikara (BCM) intsony, Rabarijohn Henri. Voatendry handimby azy Andrianarivelo Aivo Han­driatiana, izay navoakan’ny filankevitry ny minisitra, omaly, ny fanendrena azy. Tsy fantatra mazava ny anton’izao fametraham-pialany izao, fa raha ny zava-nitranga faramparany tamin’ iny taona 2022 iny, teo mikasika ny fandoavana ny […]