Taratra

Nosy i Madagasikara : mbola maivana ny fitaterana an-dranomasina

Mila hamafisina sy hatsaraina ny fitaterana an-dranomasina ireo entam-barotra manerana ny Nosy. Ny tanjona dia ny hampihena ny saram-pitaterana sy hanatsarana ny famatsiana. Hatramin’izao, mbola ampahany vitsy kely amin’ny Malagasy no mahita tombony amin’ny fitaterana an-dranomasina, nefa Nosy i Madagasikara. Ary tsy voafaritra mialoha ny ora eo amin’ny fitaterana sy […]

Kaominina Ampanotokana : efa salama ireo noahiana ho voan’ny pesta

Tapitra ny 30 desambra teo ny fihibohana natao ta­min’ireo mponina tao amin’ny fokontany Androhibe, kaominina Ampanotokana, dist­ri­kan’Ambohidratrimo. Efa afa­ka mifamezivezy ny mponina satria voafehy ny aretina izay nampiahiahy toy ny trangana pesta ka nahafaty olona dimy tao an-toerana. Nisy tamin’ireo mpivady… Afaka misokatra, araka izany, ny sekoly amin’ny fidiran’ny mpianatra […]

Fanaovana vaksiny BCG: ho avy tsy ho ela ny fitaovam-panindromana manokana

Tsy manakana ny fanohizana ny fanatanterahana ny vaksiny hafa rehetra tokony hositrahin’ny zaza ny tsy mbola fisian’ny fitaovam-panindromana eny amin’ny CSB. “Efa ho avy tsy ho ela ny fitaovam-panindromana ilaina amin’ny fanaovana ny vaksiny BCG tokony hataon’ny zaza vao teraka ka hatramin’ny iray volana ahaterahany. Misy sy ampy ny tahirim-baksiny […]