Araka ny tapaka nandritra ny fivoriana natao taorian’ny nitantanan-dRasambany Alain, minisitra, ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, tontosa omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fihaonana teo amin’ny MJS, ny federasionina isan-tsokajiny ary ireo mpanao gazety ara-panatanjahantena. Fihaonana voalohany izay kasaina hatao isan-telo volana izy ity. Tanjona ny hanatsarana ny […]
Taratra
Tsipy kanetibe: Namoaka lalàna vaovao ny FIPJP
Nanomboka ny 1 janoary 2026 lasa teo, misy lalàna vaovao eo amin’ny fifaninanana tsipy kanetibe maneran-tany. Niarahan’ny Federasionina iraisam-pirenena (FIPJP) sy ny federasionina frantsay napetraka izany. Tsy maintsy mitondra fanamiana mihaja ara-panatanjahantena ireo mpilalao rehetra. Tsy ekena ny akanjo mihanjahanja, ny fanaovana pataloa rovitra na maloto. Tsy azo atao koa […]
Mpanazatra Corentin Martins : Hanavao ny fifanarahana ny fanjakana sy ny FMF
Nambaran’ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Rasambany Alain Désiré, omaly, tetsy Mahamasina, fa diso avokoa ny vaovao miely milaza fa tsy nanaiky ny hanavao ny fifanarahana i Corentin Martins satria nahena ny karamany. Nambarany tamin’ny mpanao gazety, teny an-toerana, fa ny hanavao izany no fanapahan-kevitra noraisin’ny Federasionina sy […]
VAOVAO TAMBATRA
Iray amin’ireo sahandriaka lehibe miatrika olana, ny lemak’i Bas Mangoky. Napetraka ny tetikasa Tefiala hanarenana sy hanatsarana velarantany mirefy 22 365 ha hitondra fampandrosoana ho an’ny mponina eny ifotony. Misahana azy ny minisiteran’ny Tontolo iainana (Medd) sy ny ao amin’ny Fambolena (Minae), vatsian’ny Famatsiambola iraisam-pirenena momba ny tontolo iainana (GEF) sy […]
Fifanaraham-piaraha-miasa : Tosika ho an’ny fandraharahana malagasy
Tsena lehibe anisan’ny mandray vokatra avy eto an-toerana sy hanondranana entana maro isan-karazany, tsy andoavana haba ary tsy misy “quotas”, ny Vondrona eoropeanina (UE). Antony nanamafisana ny fifanaraham-piaraha-miasa ara-toekarena (APE) hampiroboroboana ny fandraharahana sy ho fampivelarana ny tsenam-panondranana ho an’ny sehatra tsy miankina. Nivoitra izany nandritra ny atrikasa nataon’ny minisiteran’ny […]




