Natolotry ny fikambanana Fondation Hiroshi Uchida-Daiho, ny zoma 24 febroary teo, ny vatsim-pianarana ho an’ny mpianatra malagasy miisa dimy mendrika avy amin’ny sekoly ambony. Mi-tentina 1.000.000 Ar tsirairay avy izany ho azy dimy mianadahy, hoentina hanatsarana sady hanampiany ny fianarana rantoviny. Isan’ny masontsivana hisafidianana ny mahazo vatsim-pianarana avy amin’ny Fondation […]
Taratra
Talohan’ny Covid-19 : nisanda 1,7 miliara dolara ny fizahantany
Manomboka mahazo vahana ny fizahantany eto Madagasikara. Mahasarika olona maro isan-taona avy amin’ny tany rehetra. betsaka ny zavatra hita mifangaro sy karazana tsiambaratelo maha hafa ny Nosy eo amin’ny tontolon’ny zavaboahary sy ny biby mampiavaka azy amin’ny rehetra. Fitsidihana indray mandeha atao amin’ny Nosy, tsy mahavita hahafantarana ny zava-drehetra, tantara […]
Andraharo : niampy roa indray ny vokatra Polaris
Miavaka amin’ny tanjany sy ny fahafahana mandeha amin’ireo lalan-dratsy, niampy roa indray ireo vokatra marika Polaris amidin’ny eo anivon’ ny orinasa CT Motors nanomboka ny asabotsy teo. Anisan’ izany, RZR Pro 74 Turbo R Ultimate. “Manana tanjaka 180 CV, azon’ny mpankafy SUV entina amin’ireo toerana ivelan’ny renivohitra heverina ho saro-dalana […]
Tanàn-dehibe: mitombo isa ny mpivarotra tsy ara-dalàna
Mitombo isa ny mpivarotra amin’ny tanàn-dehibe rehetra tato anatin’ny dimy taona farany. Matetika hita ireo mpivarotra ireo, indrindra maro ny manamorona ny lalana, ireo antsoina hoe « informels ». Karazan-javatra maro ihany koa ny hita amidin’izy ireo, mety hohanina na tsy mety hohanina. Navoakan’ireo mpanadihady ny toekarena eto an-toerana fa mitombo isa […]
Taorian’ny fandalovan’i Freddy : notohanana ireo mpampianatra Fram ao Mananjary
Nanolotra fanampiana vary 25 kg isan’olona ho an’ ireo mpampianatra Fram 36 ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Sahondrarimalala Marie Michelle, tany Mananjary, ny faran’ny herinandro teo hanohanana azy ireo taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Freddy. Nanome vola mitentina 400.000 Ar koa ny filoha lefitry ny Antenimierandoholona misahana ny tapany Atsimo, Rabemananjara Nicolas. Notontosaina […]





