Nisokatra tamin’ity volana ity ny trano vaovao fandraisana razana Home maison funéraire eny Tsimbazaza.” Natsangana izany noho ny fahatsapana fa tolotra manomboka ilain’ny mponina izy ity amin’izao fotoana”, hoy ny mpitantana, Ranaivoarisoa Niritiana, omaly. Mandray razana no tena antom-pisiany fa ireo tolotra rehetra manodidina an’izay ao anatin’ny fiatrehana fahoriana koa […]
Taratra
GproDMM : Tokony hampitomboina ny fanafody azo varotana
Tanterahina omaly, mitohy anio, ny zaikabe fahefatry ny Vondron’ny mpivarotra fanafody ara-dalàna na Dépôt de médicament (GproDMM) izay tarihin’ny filohany, Razafimanantsoa Nandrianina. Tsy azo ihodivirana amin’ny rafitra famatsiana fanafody ny Dépôt de médicament. Natao hamaha ny olana amin’ny tsy fisian’ny fanafody ilain’ny vahoaka andavanandro, indrindra any ambanivohitra ny fisiany. Any […]
Notsirihina ny fantsona 200 km : Very rano 4 000 m3, isan’andro, Antananarivo
Natolotra omaly, teny Ivandry, ny vokatry ny asa fanadihadiana notanterahin’ ny cabinet Ax’eau, momba ny fitsirihana ifotony ireo fahaverezan-drano misy amin’ny fotodrafitrasan’ny Jirama, indrindra ny fantsona. 200 km amin’ny fantsona eto Antananarivo no notsirihina ka nahitana fahaverezana rano mitentina 4 000 m3, isan’andro. Ampahany notanterahina no nanome io vokatra io, […]
TARATRY ny KANTO
Farakely, etsy amin’ny Piment Cafe Behoririka. Hotohizana ao amin’ity toerana ity ny fankalazana ny faha-15 taona an-tsehatra ho an’i Farakely, anio, manomboka amin’ny 8 ora alina. « zara mozika tsy mety tapitra », hoy izy, satria toerana anisan’ny nahita ny niatombohany sy ny niakarany tamin’ny laza koa izany. Mifanakaiky kokoa ny mpankafy sy […]
Fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety : Haharitra herinandro ny fankalazana
« Manorina hoavy ao anaty fandriampahalemana ». Io ny lohahevitra nosafidiana, hanompanana ny fankalazana ny Herinandro ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety amin’ity taona ity. Raha toa ka ny andron’ny 3 mey no voatondro hanamarihina izay, hatao ny alatsinainy 27 avrily kosa ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy, etsy amin’ny Havoria Anosy. Hiavaka noho […]





