Taratra

Dahalo mpampijaly vahoaka : lavo i Lefidy sy Rabemahazaka

Tratra ambodiomby teo am-panaovana ny asa ratsiny i Lefidy sy Rabemazaka tao Ankerika, distrikan’Antso­hi­­hy. Naharay antso mahakasika azy roalahy ireto ny zandarimaria ao an-toerana nilaza fa nihaodihaody tao Ankerika izy ireo. Raikitra ny fidinana ifotony sy ny fifanenjehana. Araka izany, tsy nanam-po ireto dahalo fa niova ny paik’ady noentin’ny zandary […]

Olona efatra indray naratra : fiara 4×4 nifandona tamin’ny taksiborosy

Olona efatra naratra vokatry ny fifandonana teo amin’ny fiara 4×4 sy taksiborosy iray, tao Ambohimahasoa, afakomaly… Nitrangana lozam-piarakodia nandratra olona indray teny amin’ny RN7, tao Ialatsara fokontany Ampanidinana, kaominina sy distrikan’Ambo­­hi­­mahasoa, afakomaly hariva tamin’ny 6 ora. Fiara 4×4 iray marika Mitsubishi ni­ainga avy aty Antananarivo hihazo an’i Fianarantsoa no nifandona […]

Jean Nirina R. : betsaka ny vitan’ny filoha Rajoelina tamin’ny fitantanany

Tonga eo amin’ny dingana famaranana ny filoha Andry Rajoelina amin’izao fotoana izao. « Betsaka ny vitany fa tsy vitsy koa ireo mbola miandry azy satria latsaka an-katerena ny firenena malagasy tao anatin’ny 60 taona nahazoana fa­ha­leovantena », hoy ny filohan’ny Hafari Malagasy, Jean Nirina Rafanomezan­tsoa, na­neho ny fahitany ny zava-bitan’ny filoham-pirenena. Nohitsiny […]

Hatramin’ny taona 2000 : olana hatrany ny famatsiana herinaratra

Tany amin’ny 10 taona lasa, efa nisy ny fiaraha-nidinika tamin’ny Vondrona eoropeanina momba ny famatsiana angovo eto Madagasikara. Votoatin’ny dinika tamin’izany ny fandrafetana politika vaovao momba ny angovo, izay efa nahitana lesoka ta­min’ny fiandohan’ny taona 2000. Niarahan’ny Vondrona eo­ropeanina sy i Madagasikara nandrafitra ny politika, izay tokony hifanaraka amin’ny filàna […]