Taratra

SOMBIM-BAOVAO

Namoaka vaovao ny pejy tao amin’ny Fosa juniors FC, klioba avy any Boeny mifaninana amin’ny PFL, fa tsy hisy lalao amin’ny fiadiana ny amboaran’i Mada­gasikara sy ny PFL handeha intsony any Mahajanga. Fanapaha-kevitry ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra izany. Malahelo ihany ity klioba avy any Boeny ity, saingy tsy ho […]

Tsipy kanetibe : Hitiliana izay hiatrika ny “Tournoi” atsy Maurice

Nisongadina ny ekipan’ny C2BA Vakinankaratra nandritra ny fanokafana ny taom-pilalaovana 2026, taranja tsipy kanetibe, ho an’ny Fédération sport-boule de Madagascar (FSBM). Nifantenana izay ho ao anaty ekipam-pirenena ny fifaninanana. Tontosa soa aman-tsara teny amin’ny Kianja Soa­mandrakizay, ny alahady lasa teo, ny fifaninanana fanokafana ny taom-pilalaovana 2026, taranja tsipy kanetibe. Fihaonana […]

Mpitsabo eto Madagasikara : Miantso hanavaozana ny rafitra ara-pahasalamana

Naneho ny fahavononany handray anjara amin’ny fanavaozana ny rafitra ara-pahasalamana eto Madagasikara ireo mpitsabo, malagasy, nandritra ny fihaonambe nataon’izy ireo tetsy Antaninarenina, ny 13 marsa lasa teo. Tanjona ny hananganana rafitra ara-pahasalamana marina, ma­homby ary manaja ny matihanina amin’ny sehatry ny fahasalamana. Mbola maro ireo olana sedrain’ny mpitsabo ankehitriny. « Sahirana […]