Hotanterahina eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny 21 desambra 2025 ho avy izao, ny “Muay Thaï Tournament 4”, karakarain’ny GISL na ny “Grande île sports et loisirs”. Ady manodidina ny 20 eo no hitranga amin’ity andiany farany sady famaranana lehibe ity, raha ny fanazavan’ny Maître Razanajatovo Gildas. Ho tazana avokoa […]
Taratra
Taranja tolona eny anivon’ny sekoly : Nahatratra 200 mahery ireo mpianatra nifaninana
Fahombiazana ny andiany voalohany tamin’ny fifaninanam-pirenena an-tsekoly ho an’ny taranja tolona. Navitrika ireo mpianatra tamin’ny fandraisana anjara. Azo antoka ny ho mpandimby ireo zoky, ary mety hanana ekipam-pirenena matanjaka i Madagasikara atsy ho atsy. Notanterahina ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny Kianja Ankoay Ankorondrano, ny fifanintsanana nasionaly amin’ny taranja tolona, […]
Toetry ny andro : Mbola hanorana eto afovoantany
Hahazo vahana hatrany, amin’ny ankapobeny, ny volonandro fahavaratra hatramin’ ny fisasahan’ny herinandro. Ny varatraza malefaka kosa no handrafitra ny toetry ny andro aorian’izay. Hanorana tandrifin-drahona mety harahin-kotroka amin’ny ankapobeny ho an’ny afovoantany, ny faritra avaratra sy atsinanan’ny Nosy, hatramin’ny alakamisy, indrindra ny tolakandro. Tombanana hikisaka any amin’ny ilany afovoany andrefan’ny […]
hiatrehina ny fadimbolana: Hofanina hanjaitra seriveta azo sasana ny vehivavy
Vehivavy tanora sy renim-pianakaviana maro, ahitana olona manana fahasembanana, no manaraka fiofanana momba ny fanjairana seriveta azo sasana etsy amin’ny foibem-piofanana arakasa etsy Tsimbazaza. “Tafiditra ao anatin’ny hetsika 16 andro ho an’ny fanentanana ho an’ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na ny mahavavy izao fiofanana izao”, hoy ny tale […]
INDRAY MIJERY
Tanterahina rahampitso ny varavarana misokatra ho fankalazana ny faha-50 taonan’ny CHU-JRA, manomboka amin’ny 8 ora maraina hatramin’ny 4 ora hariva, eny an-toerana. Hisy tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana, toy ny fizahana sy fitsaboana maso, fitiliana ny homamiadan’ny vozon’ny tranon-jaza sy fanomezana torohevitra samihafa ary fampahafatarana ny sampam-pitsaboana misy ao amin’ny CHU-JRA mandritra […]




