Mivelatra hatrany! Nanao fifanarahana, indrindra ho an’ny taranja baolina kitra, ny Jet Kintana, klioba eto Madagasikara, sy ny Union sportive Monastir, ekipa divizionina voalohany any Tunisie. Notontosaina ny faran’ny herinandro lasa teo izany, tany Monastir. Hifanome tanana amin’ny fampandrosoana ny baolina kitra eto madagasikara sy hanome vahana ireo tanora mba […]
Taratra
SOMBIM-BAOVAO
Nitsidika sy niarahaba noho ny fahatrarana ny taona ary nanolotra fanomezana an-dRandriamanampisoa Alfred, filohan’ny FMF, ny fikambanan’ny klioba elita eto Madagasikara CFEM, notarihin’ny filoha, Rakotoarimanana Henintsoa, omaly, teny Isoraka. Tsy ny CFEM irery ihany fa teo ihany koa ny delegasionina avy amin’ny ligin’Analamanga. Notanterahina ny alahady lasa teo ny lalao […]
Basikety – “Ratafia” : Andrasana ao amin’ny Kianja mitafo Mahamasina ny razana
Andrasana ao amin’ny Kianja mitafo Mahamasina ny vata-mangatsiakan-dRakotoarivelo Edmond na Ratafia, nodimandry ny alahady lasa teo. Ratafia, ilay andrarezina eo amin’ny taranja basikety ary tsy misy tsy mahalala azy eo amin’ity taranja ity. 96 taona izy izao nindaosin’ny fahafatesana izao rehefa tojo tsy fahasalamana naharitra. Angady nananana sy vy nahitana […]
Baolina kitra : Niorina ny USJF Ravinala vétérans
Hiverina eny an-kianja indray ny klioba USJF Ravinala, taranja baolina kitra. Tsy hifaninana hiady ny ho tompondakan’i Madagasikara intsony fa ireo mpilalao fahiny no hitaiza vatana ka nanangana ny sokajy zokiny “vétérans”. Ankoatra izay, hisehatra amin’ny lafiny sosialy izy ireo, hanampy ny mpiara-belona. Anisan’ny klioba nanamarika ny tantaran’ny baolina kitra […]
“All Africa Music Awards” : Misongadina any amin’ny iraisam-pirenena i Denise
Reharehan’ny Malagasy maneran-tany i Denise. Mbola mitohy ny fisongadinan’ity mpanakanto ity amin’ireo hetsika iraisam-pirenena rehetra handraisany anjara. Voafidy indray ho vehivavy mpanakanto mendrika indrindra aty Afrika Atsinanana izy. Mitohy ny lalana ho an’i Denise! Ity Malagasy mpanakanto manana feo miavaka ity no nandrombaka ny laharana voalohany tao amin’ny sokajy vehivavy […]





