Nahomby ny hetsika. Ambohipihaonan’ny mpankafy taranja basikety 3×3 ny teny amin’ny Parvis Analakely, ny faran’ny herinandro teo. Nafana ny fifaninanana, nafana toraka izany ihany koa ny seho nandravaka sy ny fanentanana. Voalohany ny fikarakaran’ny RDJ ny « Allez Hoop” teny amoron’arabe sy manoloana ny Lapan’ny tanàna, izay efa fanaon’ireo firenena hafa. […]
Taratra
Rugby, sokajy vehivavy: Lasa any Londres i Fenitra kapitenin’ny Makis Ladies
Nahazo fanasana manokana avy amin’ny Federasionina iraisam-pirenena (World Rugby) hanatrika ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany hatao any Angletera, ny Malagasy Rugby. Hisolo tena ny Malagasy amin’izany Rakotomalala Marcel, filohan’ny Malagasy Rugby sy i Fenitra, kapitenin’ny Makis Ladies. Nanainga ny alahady alina lasa teo, nihazo an’i Angleterre, ny delegasionina malagasin’ny […]
Fitaizana zaza kambotin’ny Tafika : Nitondra ny anjara birikiny ny Tafika an-tanety
Tonga teny amin’ny Etamazaoron’ireo Tafika Andohalo ny solontena avy eny amin’ny Etamazaoron’ny Tafika an-tanety, notarihin’ny jeneraly Pikulas Démosthène, Mazaoro jeneralin’ny Tafika an-tanety, ny herinandro lasa teo. Nanolotra lelavola ho fandraisana anjara amin’ny fananganana ny tambohon’ny Ivontoerana fitaizana zaza kambotin’ny Tafika any Antsahasoa Pagode zy ireo. Nandray izany ny amiraly Ga […]
Tontolon’ny fiompiana : Mihalany ny omby eto Madagasikara
Tantara sisa. Tany amin’ny taona 60, 70, ny hoe: betsaka ny isan’ny omby no ho ny mponina eto Madagasikara. Tamin’izany fotoana, voalaza fa nisy sivy tapitrisa ny omby, ny mponina teo amin’ny fito tapitrisa. Amin’izao fotoana, manoloana ny ataon’ny zanakolombelona 30 tapitrisa eo ho eo eto Madagasikara, mandalo tantara hafa […]
“Muay Thai Tournament 2” : Nahitana teknika avo lenta ny fifaninanana
Tontosa araka ny tokony ho izy, ny faran’ny herinandro teo, teny amin’ny Kianja mitafo Mahamasina, ny fifaninanana “Muay Thai Tournament 2”, nokarakarain’ny klioban’ny Gisl (Grande île sports loisirs). Ady 25 no nitranga ary tena nahitana teknika avo lenta, araka ny nambaran’ny mpikarakara, Maître Razanajatovo Gildas. Nohamafisiny fa hisy fivoarana ny […]




