Atao any Francfort, Alemaina, ny fivoriambe iraisam-pirenena momba ny tontolo iainana. Mandray anjara amin’ izany ny delegasionina malagasy tarihin’ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy (Medd), i Andonirina Max Fontaine. Nandritra ny fandraisany fitenenana no nanaovany adisisika ho fandresena lahatra ny mpiara-miombon’antoka sy ny mpandray anjara. Navoitrany sy […]
Taratra
“Knowledge Exchange” : Fihaonambe momba ny fananantany
Tanterahina any Addis-Abeba, Etiopia, ankehitriny, ny fihaonambe ao anatin’ny tetikasa «Knowledge Exchange». Tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa Global Program for Responsable Land Policy (GPRLP) tarihin’ny fiaraha-miasa alemà GIZ. Manangona sy mampifandray ireo manampahaizana sy teknisianina amin’ny fitantanana ny fananantany avy any amin’ny firenena maro aty Afrika ny tetikasa. Tanjona ny hifampizarana […]
Tetikasa PLAE VI : Velarantany 1 400 ha narenina any Betsiboka
Mifantoka amin’ny ady amin’ny fikaohan’ny riaka ny asa, fanatsarana ny velon-tenan’ny tantsaha, ny fananantany, sns. Nahomby ny zava-bita any Betsiboka. Feno 25 taona ny Tetikasa miady amin’ny fikaohan’ny riaka ny nofon-tany (PLAE VI). Tanjona ny hiarovana sy hanarenana ny tany. Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), vatsian’ny KFW alemà […]
Fampianarana teknika sy fanofanana arakasa : Nankatoavina ny paikady niomerika
Nankatoavina ny herinandro teo ny paikady nasionaly momba ny digitalisation ao amin’io minsitera io. Mikendry ny hanova ifotony ny sehatry ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arakasa amin’ny alalan’ny fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny tanora amin’ny niomerika, mba hanamorana ny fidirana amin’ny asa, ity paikady ity. Eo koa ny fanavaozana ny fitantanana […]
Teleferika : Misokatra ny fiantsoana mpiasa
Namoaka fiantsoana malalaka ho an’ireo maniry handrafitra ny orinasa hitantana ny fotodrafitrasam-pitaterana vaovao teleferika ny fanjakana malagasy. Voakasik’izany ny lafiny fitantanana, ny fandrindrana teknika ary ny fampiroboroboana ny lafiny ara-barotra. Misokatra hatramin’ny alatsinainy 04 oktobra ny fametrahana ny antontan-taratasy ho an’ireo olona rehetra liana amin’ izany ary misy ny fepetra […]




