Politika

“Raharaha Ravalomanana Richard”: tsy misy mipika ny fanadihadiana eny Andrefan’Ambohijanahary

Mbola ao anatin’ny fanadihadiana tanteraka ny mpanao famotorana, eo anivon’ny zandarimariam-pirenena, ao amin’ny Toby Ratsimandrava. Nilaza izy ireo fa tsy afa­ka ny mizara ny fivoa­ran’izany aloha, hatreto, ho fanajana ny tsiambara­te­­lon’ny fanadihadiana sy ny zon’ny olona nosamborina. Izay ny vaovao farany mahakasika ny jeneraly Ravaloma­nana Richard, izay tazomina etsy amin’ny […]

Misimisy ny vesatra anenjehana azy: nosamborina sy hadihadiana ny Jly Ravalomanana Richard

Nosamborina omaly, teny amin’ny trano fonenany, afakomaly, ny jeneraly Ravalomanana Richard. Maro ny vesatra anenjehana azy, toy ny fisandohana andraikitra, fanohintohinana ny fiandrianam-pirenena, firaisana tsikombakomba amin’ny vono olona… Nosamborin’ny zandarimariam-pirenena teny amin’ny trano fone­nany, teny Ambatovinaky, afakomlay, tokony ho tamin’ny misandratrandro, ny jeneraly misotro ronono, Ravalomanana Richard, na Jly baomba […]

Antenimierampirenena: “Fitoriana telo ny mahakasika ny filoha teo aloha”

“Fitoriana telo no napetraka eny anivon’ny Antenimie­ram­pirenena hahazoana mandefa ny raharaha eny amin’ny Fi­tsarana avo (HCJ).” Io ny fa­na­zavan’ny minisitry ny Fitsa­rana, i Ernaivo Fanirisoa, nivahiny tao amin’ny televiziona TV 5 Monde, ny fiandohan’ny herinandro, famampitam-baovao voaray omaly, momba ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry. Ny Antenimieram­pi­re­nena no mandinika ny […]

Kardinaly Tsarahazana Désiré: “Hampandray andraikitra marina antsika ny fanavaozana”

Nitondra ny hafatra noho ny fahatongavan’ny Noely ny arsevekan’i Toamasina, ny kardialy Tsarahazana Désiré. Anisan’ny nasiany teny ny momba ny fandraisana andraikitry ny tsirairay amin’ny fanavaozana. Tsy lany hamamiana ny arahaba sy ny firarian-tsoa ary ny hafatra… “Rariana àry ny fanavaozana kasaintsika hatao ity hampandray andraikitra marina tokoa antsika eto […]