Politika

FANTINA sy FINTINA

Andiany fahadimy amin’ireo mpitarika politika noraisin’ny filohan’ny Fanavaozana, ny Kly Ran­dria­nirina Michaël ny filohan’ny Antenimiera, ny depiote Randrianasoloniaiko Siteny sy ny filohan’ny Ceni, Rako­tonirina Thierry, ny herinandro teo. Tafiditra amin’ny dinika politika izany ka niresahana ny raharaha politika. Mitsipaka ny fivoizana ny federalisma ny ben’ ny Tanànan’Antsiranana sady administratera sivily, […]

Antoko MFM : “ Mila diovina aloha ny tokotany”

Mitohy ny fifanakalozan-kevitra eo anivon’ny MFM (Mpitolona ho an’ny Fampan­drosoana an’i Madagasikara). Laharam-pahamehamana ny fampahatanjahana ny antoko sy ny famerenana ny ondry hiverina am-bala, araka ny nambaran-dRandrianirina Jean Ignace, filoha mpiara-mitantana ny antoko MFM. Ankoatra izay, anton’ny fihaonana, omaly, teny 67Ha, ny fifanakalozam-baovao sy fa­metrahana ny toeran’ny MFM amin’izao andron’ny […]

Kly Randrianirina Michaël : Miantso fihavaozana ara-tsaina sy fanahy ny filoha

Nankalaza ny faha-30 taonany ny Fiangonana Apokalypsy maneran-tany (Fam), afakomaly, tetsy Mahamasina. Niatrika izany ny filohan’ny Fanavaozana, ny Kly Randrianirina Michaël. Nampita hafatra ho an’ny rehetra izy. Nanotrona ny Fiango­nana Apokalypsy ma­neran-tany ny filohan’ ny Fanavaozana, ny Kly Ran­drianirina Michaël, afakomaly, teny Mahamasina. Nampa­hatsiahy ny soratra Masina, «Indro havaoziko ny […]

Kongresy tao Ambatondrazaka : Mitaky ny fahadiovan’ny fitantanana ny HVM

Nifarana omaly ny kongresim-paritry ny antoko HVM, natao tany Ambatondrazaka. Anisan’ny nitondrana hevitra tamin’izany ny momba ny fiainam-pirenena. Nanao fitakiana maromaro ny ekipan-dRajaonarimampianina Hery. «Mitaky ny fahadi­von’­ny fitondrana izahay. Takinay koa ny fametrahana ny fanjakana tan-dalàna, ny fahadiovan’ny fifidianana, ny fahadiovan’ny fitantanana raharaham-pirenena », hoy ny filoha nasionaly, Rakotovao Rivo, tamin’ny […]

FANTINA sy FINTINA

Tsy miankina amin’ny vola fanampiana, ny fotodrafitrasa na ny lalàna vaovao ihany ny fampandrosoana, araka ny nambaran’ny mpanao politika, Zaza Ramandimbiarison. Nambarany fa tsy ho feno ny fanavaozana an’i Madagasikara raha tsy miaraka amin’ny fanavaozana ny toe-tsaina sy ny fahatsiarovan-tenan’ ny tsirairay. Nifanakalo hevitra momba toe-draharaha politika sy ny fijoroany […]