Politika

fanadiovana omby halatra: Mila atsangana ny rafitra hanafoanana izany

“Tsy mety ho tanteraka ny hahalafo ny omby, raha tsy vita taratasy. Iza àry no manao ny taratasy? Izay ilay zavatra odian-tsy hita. Nefa izay no tena jerenay voalohany”. Io ny fanehoan-kevitry ny filohan’ny fikambanana Fia­raha-mientan’ny vondron’olona afaka tomponandraikitra (Fivato), Ra­dim­bielson Wil­liam, manoloana ny fandanian’ny Anteni­mieram­pirenena ny tolo-dalàna momba ny […]

FANTINA sy FINTINA

Nihaino ny hetahetan’ireo ben’ny Tanàna avy any amin’ny faritra Itasy ny filohan’ny Antenimieran­doholona, Ravalomanana Richard, afakomaly. Voa­resaka ny fampandrosoana ny faritra sy ny kaominina ary koa ny fitarainan’izy ireo. Nampanantena ny hampita izany amin’ny fahefana mpanatanteraka ny Jly Ravalomanana. Efa miroso ny asa amin’ny tetikasa Lac Iarivo, araka ny fampitam-baovao […]

Jly Ravalomanana Richard: “Aoka tsy hanaiky hampiadiana isika zandary”

Nanafatrafatra ny eo anivon’ny zandarimariam-pirenena ny filohan’ny Antenimieran­doholona, ny Jly Ravaloma­nana Richard, tany Moraman­ga. Notanterahina ny alarobia teo ny lanonana ara-miaramila famindrana fibaikoana eo amin’ny kaomandy teo aloha ho an’ny Sekoly ambonin’ny zandary Moramanga, ny Jly Rabe­manantsoa Josh, sy ny kaomandy vaovao, ny Jly Rama­mi­nirina Solofoniaina. Anisan’ ny niatrika izany […]

Filoha Rajoelina Andry : Nihaona tamin’ny sehatra tsy miankina tany Dubaï

Taorian’ny fanokafana ny fihaonambe “Madagascar Dubaï Business Forum”, izay atao any Dubaï, Emira Arabo Mitambatra, nihaona manokana tamin’ireo sehatra tsy miankina, tao amin’ny Dubaï Chambers ny filoha Rajoelina Andry. Naharitra adiny roa mahery izany ary nisy ny fifanakalozana, fifampihainoana, fifampiresahana malalaka teo amin’ny fanjakana malagasy sy ireo sehatra tsy miankina […]

FANTINA sy FINTINA

Feno zato andro, omaly, ny nitantanan’ny ben’ny Tanànan’ny kaominina ambonivohitra Mahanoro, faritra Atsinanana, Randriantsarafara Elio. Nifanara­hana tamin’ny vahoaka tamin’ny fampielezan-kevitra ny fanaovana tatitra isaky ny zato andro. Koa nisy ny fifanakalozana ny ezaka vita sy ny mbola hatao amin’ny zato andro manaraka: ny fanatsarana tsena, ohatra. Hetahetan’ny mponina amin’ny fokontany […]