Eny amin’ny ny CCI Ivato no handraisana ny fihaonana an-tampon’ny filoham-panjakana eo anivon’ny Vaomieran’ny ranomasimbe Indianina (COI) faha-5. Vonona i Madagasikara. Tsy any Nosy Be Hell-Ville indray… Eny amin’ ny ny CCI Ivato no handraisan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampon’ny filoham-panjakana mpikambana eo anivon’ny Vaomieran’ny ranomasimbe Indianina (COI) faha-5, amin’ny 24 […]
Politika
CUA : Mifampitifitra ny samy mpanohitra
Tonga amin’ny fisaratsaharana ireo mpanolotsaina avy amin’ny fanoherana eo anivon’ny filankevitry ny tanàna, Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA). Tratry ny tsy fitoviam-pijery izy ireo. Miisa 37 ireo mpanolotsaina mosipaly nandany ny volavolana tetibola 2025 teny anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), Analakely, afakomaly, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. 12 ireo tsy naneho […]
FANTINA sy FINTINA
Notakin’ny filoha Rajoelina Andry tao amin’ny filankevitry ny minisitra, afakomaly ny hanarahana maso akaiky ny fivarotana ny vary mora, 500 Ar ny kapoaka any Atsimo. Nambarany fa tokony hozaraina intelo isan-kerinandro izany ary ilaina ny mangarahara. Eo koa ny tsy maintsy hananan’ireo kaominina lavitra indrindra ny karine fokontany. Nambaran’ny depiote […]
Fihaonan’ny Jly Ravalomanana sy ny La17 : “Aoka hohajaina hatrany ny fitsipika sy ny lalàna”
Nandray ireo manamboninahitra zandary sy tafika, eo anivon’ny Akademian’Antsirabe (Acmil) solontenan’ny andiany faha-17, tetsy Anosikely, ny filohan’ny Antenimieran-doholona, ny Jly Ravalomanana Richard. Nitarika izany ny komandin’ny andiany, ny Kly Be Fregis. Nanafatrafatra azy ireo sady nizara traikefa tamin’ireo andiany eo ambany fiahiany ireo ny filohan’ny Antenimierandoholona. “Aoka hohajaina hatrany ny […]
Fampandrosoana ny kaominina: Hidina eny ifotony ny mpiasan’ny minisitera
Nisitraka fiofanana ireo mpiasan’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) miisa 50. Anisan’ny andiany voalohany izy ireo ary hivoaka. Anisan’ny niompanan’ny fanofanana ireo ho mpanofana ireo tao anatin’ny telo andro ny fampianarana olon-dehibe, fomba fiasa mirindra sy ny fiovan’ny tontolo iainana. Eo koa ny fampandrosoana ifotony tsy manavaka […]




