Politika

Namearison Robert : “Miandry ny governemanta sy ny fanajany lalàna momba ny fifidianana isika”

Hanao ahoana ihany ny fanatanterahana ny fifidianana kaominaly? Maneho ny fijeriny ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe Fanabeazana olom-pirenena, i Namearison Robert. Dinidinika… I Namearison Robert (-): Mazava ny fizaran-taona sy ny voalazan’ny lalàna hoe hatramin’ny novambra no tokony hanaovana fifidianana. Fotoan’ny fahavaratra ny aorian’izay, ka tsy tokony hisy fifidianana. Aoka samy […]

Madagasikara- Guinée-Bissau : tafapetraka ny fiaraha-miasa lasitra amin’ny sehatra maro

« Pejy vaovao ho an’ny sehatry ny diplaomasia sy ny fiaraha-miasa ary firahalahiana eo amin’i Madagasikara sy i Guinée-Bissau izao nosokafana izao », hoy ny filoha Rajoelina Andry. Nitohy omaly ny fitsidihana ara-panjakana na­taon’ny delegasionina malagasy, notarihin’ny filoham-pirenena, Rajoelina An­dry, tao Guinée-Bissau. Valin’ ny fanasana manokana na­taon’i Umaro Sissoco, filoham-pirenen’i Guinée-Bissau. Sahala […]

FANTINA sy FINTINA

Nilaza ny depiote voafidy tao Bealanana, Faritra Sofia, i Jaozandry René, fa hamolavola tolo-dalàna iadiana amin’ny halatra omby. Efa miray hina amin’izany ireo depiote ao amin’ny Faritra Sofia. Hohamafisina ny fiaraha-miasa amin’ny mpitandro filaminana eny an-toerana ho fandravonana ny ady tany izay anisan’ny sakana koa amin’ny fampandrosoana. Hanao fivoriambe ao […]

Clément Jaona : “Ara-dalàna ny fifidianana amin’ny 11 desambra”

“Nanomboka tamin’ny 10 janoary 2020 ny fe-potoam-piasan’ny ben’ny Tanàna sy ny mpanolotsain’ny Tanàna, dia nifarana ny 10 janoary 2024. Nohalavaina herintaona izay fiafaran’ny fe-potoam-piasana 10 janoary 2024 izay. Izay no hifarana amin’ny 10 janoary 2025”. Io ny fanazavan’ny mpahay lalàna Clément Jaona. Manoloana ny adihevitra politika ny amin’ny fanemoran’ny Ceni […]

Fandrosoana ara-demokratika : mila mahasaky ho amin’ny miralenta ny vehivavy

Nankalaza ny Andro afrikanina ho an’ny vehivavy i Madagasikara, omaly. Nivoitra tamin’izany ny fampirisihana ny vehivavy handray andraikitra. Toy ny firenen-kafa, nanamarika ny Andro afrikanina ho an’ny vehivavy i Madagasikara, omaly. Nika­rakara atrikasa mahakasika ny vehivavy sy politika ny Institut électoral pour une démocratie durable en Afrique (EISA), teny Anosy. […]