Nohitrikitrihan-dRaveloson Constant fa tsy maintsy ho tonga any amin’ny fikaonandoham-pirenena izao zava-misy izao. “Tsy azo ihodivirana izany ary ho tonga amin’ny tenieranan’ny rehetra”, hoy izy. Notanisainy tamin’izany ireo karazana fihaonana. Ao ireo miray feo ka samy tsy manaiky izao fitondrana izao. Ny hafa kosa manindry mafy fa misy tsy mety […]
Politika
Liberty 32 : “Havaozy ny lalàm-pifidianana”
Tapitra omaly ny atrikasa nataon’ny fiarahamonim-pirenena sy ireo antoko politika maro samihafa. Nandritra ny 2 andro ny fihaonana tetsy Antaninarenina. Tanjona ny hikatsaham-bahaolana mahomby mialoha mba hahazoana fifidianana madio sy mangarahara. «Ilaina ny fanavaozana ny volavolan-dalàna mifehy ny fifidianana (LORGER) mandritra ny fivoriana ara-potoanan’ny Antenimierampirenena”, hoy ny avy amin’ny Liberty […]
Ceni : “Notsirihina ny fahombiazan’ny rindrambaiko”
Nanazava ny fanaovana fitsirihana ilay rindrambaiko ho an’ny lisitry ny mpifidy ny eo anivon’ny Ceni. Nojerena tamin’izany ireo anarana mety miverina amin’izany. “Notanterahina ny fahazoana antoka ny rindrambaiko eo amin’ny fampiasana azy, ny fahombiazany rehefa ampiharina”, hoy ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, teny Alarobia, omaly, momba ny fanaovana fitsirihana ny […]
Navadik’i Noeltine ho hery niatrehana ny fiainana ny nanjo azy
Iza izy ? Filoha mpanorina ny fikambanana Ampela mionjo, i Horahako Noeltine. Manan-janaka mianadahy : i Tirindraza Felana Noeltinah (Miss monde Madagascar 2017) sy i Tirindraza Manjary Noël Smith. Sakafo tiany ny trondro raha fialamboliny kosa ny manjaitra sy mamorona lamaody. Tia mihaino hira fiderana ataon’ny antoko mpihira izy. Anisan’ny […]
Filoha nasionalin’ny MMM: “Tsy atao sakana ny fahasamihafana”
Niarahaba noho ny fahatongavan’ny taombaovao ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy miara-miainga, Andrianainarivelo Hajo, omaly. Nambarany fa mikendry fiombonana sy firaisankina ny asaramanitra koa arahabaina ireo mandala izany, amin’izao taombaovao izao. “Tsy ataontsika sakana hifampirariana soa ho an’ny isan-tokantrano ary hananganana firenena feno fihavanana ny fahasamihafana”, hoy izy. Nirariany soa mba […]




