“Ny FFKM no tokony hotenenin’ny fitondram-panjakana hiantso sy hamory ny mpanao politika”, hoy ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tamin’ny anaran’ny GJMP, tany Betroka, Randrianasolo Jean-Nicolas. Miaraka amin’ny raiamandreny ara-drazana sy ny raiamandreny ara-tantara ny FFKM amin’izany. Rehefa tsy mety amin’ny fitondram-panjakana ny zavatra tenenin’ireo mpanao politika fa hita tokoa fa […]
Politika
Taombaovao etsy amin’ny Kianjan’ny Kanto : mandrindra ny fifamezivezena ny ekipan’ny CUA
Miditra an-tsehatra sy mandray anjara amin’ny fandaminana ny fifamoivoizana ny polisy monisipaly. Mandrindra ny fiantsonan’ny fiara koa amin’izao fankalazana ny Taombaovao izao, tanterahina omaly sy anio etsy amin’ny Kianjan’ny Kanto Mahamasina. Narahin’ny fanambarana izany ny amin’ny tsy tokony handalovana amin’ny faritra manodidina ny kianjaben’i Mahamasina. “Hialana amin’ ny mety ho […]
Fandaminana ny fifidianana: mitaky ny tenierana ny MMM
Anisan’ireo nisintaka, nivoaka ny efitrano fivoriana teny Alarobia, afakomaly, ny avy amin’ny antoko Malagasy miara-miainga. Mazava ny nambaran’ny solontenan’izy ireo, ny Me Rakotomalala Rija momba izany. “Tokony hapetraka sy faritana tsara ny fandaharam-potoana ka eken’ ny rehetra sy iarahana tapahana vao miditra amin’ny fitsirihana ny rindrambaiko momba ny lisitry ny […]
Vondrona Panorama: «Mila hatsaraina ny firafitry ny Ceni»
Tsy vitan’ny nivoaka ny efitrano fivoriana teny amin’ny Ceni ny hetsiky ny mpanohitra. Mitaky ny hijerena manokana ireo rafitra mikarakara ny fifidianana koa izy ireo. “Raha mbola io Ceni amin’izao io, tsy mety ny fitantanany ny fifidianana eto Madagasikara fa mila hatsaraina sy hamboarina. Tazonina ihany ny Ceni fa hampidirina […]
Dinika momba ny fifidianana : tsy handray anjara ny MFM
Namoaka fanambarana, tamin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera, ny eo anivon’ ny antoko MFM, amin’ny alalan’ny mpitarika, Rakotovazaha Olivier, omaly. “Tsy ho avy hanatrika ny fihaonambe karakarain’ny Ceni izahay. Tsy mba anisan’ny noraisin’izy ireo ny tolo-kevitray ka tsy ho tonga hanamasina ny tsy fahombiazany ny MFM”, hoy izy. Nohitsin’ izy ireo fa tokony […]




