Nitohy tany Toliara indray ny fihaonamben’ny antoko Avi. Nitarika izany tany an-toerana ny filoha nasionaly teo aloha, Ratsirahonana Norbert Lala. Mazava ny nambarany momba ny fifidianana filoham-pirenena. Nambarany fa ao anaty fitondrana ny Avi amin’izao fotoana izao ary tsy mbola manana kandidà hotohanana. Mbola tsy nisy nanao fanambarana ho kandidà […]
Politika
Pr Ranjeva Raymond : “Tsy misy marimaritra iraisana ny fitakiana ireo Nosy malagasy”
“Hatramin’izao, mbola misy mitaky an’ireo Nosy ireo. Tsy vitan’izany fa miteniteny foana, milaza hoe mitady marimaritra iraisana. Tsy misy marimaritra iraisana, fa an’ny Malagasy ireo”, hoy ny filoha lefitry ny Fitsarana iraisam-pirenena (CIJ) teo aloha, ny Pr Ranjeva Raymond. Tsy iadian-kevitra intsony eo anoloan’ny lalàna iraisam-pirenena ny maha malagasy an’ireo […]
Fampandrosoana eny ifotony : naneho firaisankina ny zanak’Isandra
Nahatsapa ireo zanak’Isandra fa tsy hita taratra ny fampivondronana ireo mponina any an-toerana, tao anatin’ny taona maro. Tonga anefa ny fotoana. “Anisan’ny fahombiazana ho amin’ny fampandrosoana ny fanehoana firaisankina sy ny fitambarana tahaka izao”, hoy ireo nandaha-teny tao amin’ny kaominina Soatanana, nanaovana ny hetsika. Nanterin’izy ireo fa tokony hatambatra ny […]
Fandrantoana fianarana any Maraoka : velon-taraina ireo ray aman-drenin’ny mpianatra
Tsy afaka ny hangina intsony. Mitaraina ireo ray aman-drenin’ny mpianatra mampiana-janaka any Maraoka, amin’izao fotoana izao. Nambaran’ izy ireo, omaly, fa tsy tanteraka ny fampanantenana nomen’ny fanjakana amin’ny hamerenana ny volan’ireo ray aman-dreny, nataon’izy ireo saran-dalana tamin’ny fiaramanidina “Billet d’avion”. Efa nilaza ary mbola nanamafy ny filoha Rajoelina Andry, tamin’ny […]
Takaitran’ny rivodoza : nanampy ny traboina i Camille Vital
Tsy namela ho irery ny mpiray tanindrazana ny ambasadaoro any Maorisy, ny Jly Camille Vital. Naneho ny fiaraha-miory sy fiaraha-mientana ary fifanohanana amin’ny mpiray tanindrazana ny tenany ka nanolotra fanampiana ho an’ireo traboina, noho ny rivodoza farany teo. Nitondra ny anjara birikiny tamin’izany, amin’ny alalan’ny antoko Hiaraka isika ka nandefa […]




