Anisan’ireo tanora fanta-daza amin’ny fifaninanana Rallye “Run” Ratsivahiny Bryan. Mbola tanora izy, efa nanomboka nifanintsana tamin’ny fifanintsanana “Run” eto Madagasikara. Solofo mpandimby! Izay no azo ilazana an-dRatsivahiny Bryan, Malagasy mpanao Rallye “Run”, eto Madagasikara. Nandritra ireny hetsika “Salon national des sports”, teny Mahamasina ireny, nisy ny fanadihadiana natao taminy. Araka […]
Songadina
Lalam-piofanana teknika : Mahafehy ny teknolojia vaovao ny Malagasy tanora lahy sy vavy
Mahasarika tanora maro ny manaraka ny lalam-piofanana teknika amin’izao fotoana izao. Tia mandranto sy mamolavola ny teknolojia vaovao ireo mpianatra ka antony mahatonga azy ireo liana, raha ny fanadihadiana natao. «Matetika ny ray aman-dreny no manakana ny ankizy tsy hanaraka io lalam-piofanana teknika», hoy ny mopera tomponandraikitry ny Lycée technique […]
Tsy ampy ny tolotra sy ny fitaovana : Tsy mitsaha-mitombo ny fihanaky ny VIH/Sida eto Madagasikara
Miakatra hatrany ny tahan’ny olona mitondra ny tsimokaretina eto Madagasikara. Olana eo amin’ny tsy fahampian’ny fitaovana ahafahana mitily sy ny fandraisana an-tanana ny marary no antony. Tsy mitsaha-mitombo ny fihanaky ny tsimokaretina VIH/Sida eto Madagasikara, raha ny fanadihadiana nataon’ny tetikasa Sycavi, nandritra ny fanolorana ny valin’ny fanadihadiana tetsy Antanimena, ny […]
Mozika : Fahalalahana ara-pitenenan’ny mpanakanto sy mitana andraikitra eo amin’ny fiainana
Manana lanjany betsaka eo amin’ny tontolo ny anjara asan’ny mpanakanto noho ny mozika ataony. Manabe sy mitaiza ary mampianatra kolontsaina maro samihafa ho an’ny olombelona tsirairay avy izy ireny. Nambaran’ny mpankanto, Rajery Valiha, fa manana anjara toerana eo amin’ny fiainan’ny olombelona ny mozika ary fahalalahana ara-pitenenan’ny mpanakanto ihany koa. Voasokajy […]
Fampiofanana mpanao gazety ara-panatanjahantena: Miezaka miompana amin’ny resaka niomerika ny fifampizarana
Mivoatra ny asa fanaovan-gazety. Nisongadina tamin’ny fiofanana natao tetsy Antanimena ny firosohana ny vaovao niomerika. Tsapa sy hita izany ankehitriny, ary samy mahatsapa ny maha zava-dehibe an’ity fifampizarana ity ireo mpiofana. Hifarana anio, etsy amin’ny orinasa Ultima Media, Antanimena, ny fampiofananana mpanao gazety ara-panatanjahantena. Miisa sivy mianadahy, roa vavy sy […]




