Aretina mbola mahazo vahana eto Madagasikara ny bilarziôzy na takilodrano. Distrika maro no mbola ahitana olona voan’io aretina io, izay azo avy amin’ny kankana monina any amin’ny lalandra. Misy trangan’aretina takilodrano maro eto Madagasikara. Ahitana izany betsaka ny any amin’ireo distrika 107, amin’ny 119 eto amin’ny Nosy, raha ny tatitra […]
Songadina
Antananarivo : 30% ny trano miorina ihany no manana lavapiringa
Mbola maro ny olona tsy manana toeram-pivoahana na eto an-dRenivohitra na any ambanivohitra. Anisan’ny miteraka olana ara-pahasalamana sy disadisam-piarahamonina ny fanariana maloto eny an-dalana sy eny amin’ny lakandrano. Manodidina ny 28-30 % ireo trano miorina eto Antananarivo ihany no manana toeram-pivoahana na lavapiringa ara-dalàna sy manaraka ny fenitra araka ny […]
Fiainana andavanandro : Vitsy ny manjifa saribao amin’ny gony
Anisan’ireo singa iray tsy mbola afa-miala amin’ny Malagasy ny saribao. Mbola io angovo io avokoa no enti-mahandro ny sakafo. Nahitana fiakarana ny vidin’izany tamin’ity taona ity. Mihasarotra ny fiainana! Efa tsy dia misy intsony ny olona mahavita manjifa saribao amin’ny gony, ankehitriny, araka ny fanadihadiana natao omaly, teny amin’ireo mpivarotra […]
Fotoam-pialantsasatra 2025: Omena endrika vaovao handraisana mpizahatany i Toamasina
Ao anatin’ny vanim-potoana fialantsasatra tanteraka isika izao. Maro ny fitsidihana ataon’ireo mpizahatany, vahiny sy avy eto amin’ ny firenena, amin’ izao fotoana izao. Efa nivonona amin’i zany ny tomponandraikitra isan-tokony, solontenam-panjakana any amin’ny renivohitra ara-toekaren’ i Madagasikara. «Omena endrika vaovao handraisana vahiny mpiala sasatra sy mpizahatany ny renivohitr’ i Toamasina, […]
Théophile, mpivarotra, manan-talenta : Maniry ny hahay mamaky teny sy manoratra
Mpivarotra iray tsy vahiny etsy Analakely i Théophile. Manana olana ara-pahasalamana izy, saingy manana talenta hafakely, izay efa voajanahary tamin’ny tenany. Manana faniriana ny hahafehy ny famakiana teny sy ny fanoratana izy. Manan-talenta! Lehilahy iray efa 40 taona i Théophile na i Théo. Mivarotra fitoerana fera sy vilany ary fametrahana […]




