Raha ny zava-misy amin’izao fotoana, mihanaka sy manjaka ny karazana herisetra amin’ny endriny samihafa. Ho an’i Madagasikara manokana, karazana herisetra tena manjaka sy hita eny anivon’ny fiarahamonina ny herisetra ara-batana, ny ara-nofo, toy ny fanolanana ao an-tokantrano, na fanerena hanao firaisana ara-nofo. Nankalazaina, omaly, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny tsy […]
Songadina
Tsenan’Analakely : Nahitana fisondrotana avokoa ny vidin’ny voamaina
Amin’izao vanim-potoana sarotra lalovan’ny firenena izao, niezaka nanao fanadihadiana teny amin’ ireo mpivarotra eny Analakely izahay. Fantatra taorian’izay fa niakatra ny vidin’ ny voamaina. «Sarotra!» Ao anatin’izao fotoanan’ny tolona izao, miharihary ny tsy fahampiana sy ny fiakaran’ny vidiny eo amin’ny entana eny an-tsena, indrindra fa ireo vokatra fototra ilain’ ny […]
Mampangorintsina ny mpankafy : Mitendry angorodao sy vatamaroafitsoka i Jean Piso
Manan-talenta manokana amin’ny fitendrena angorodao sy fiantsana ny gadon-kira tsapiky i Rebily Jean na i Jean Piso. Avy any Andranokototo, Betioky, faritra Atsimo Andrefana ny fiaviany. Anisan’ny namorona ny feonkira mitondra ny lohateny hoe: « Andranokototo » izy. Ampiasain’ny onjampeo maro ho feon-kira hanombohana fandaharana. Efa mpanakanto avokoa ny ankamaroan’ny fianakaviany, raha […]
Ranaivoarison Eddy Rochel : Efa faniriana hatramin’ny mbola kely ny hanao sakafo
Maro ireo olona misehatra amin’ny asa fivarotana sakafo amin’izao fotoana. Ao anatin’ ireo tovolahy manana traikefa amin’ izany Ranaivoson Eddy Rochel. Anisan’ny olon-tsotra mamelona ny vady aman-janany amin’ny resaka sakafo eto Madagasikara Ranaivoarison Eddy Rochel. Araka ny fanadihadiana natao taminy, omaly, efa hatramin’ny ela no naniriny hanao izao asa fandrahoana […]
Fitsaboana nentim-paharazana : Talenta ny fahaizana mitsabo amin’ny alalan’ny raokandro
Fitsaboana amin’ny alalan’ny zavamaniry ny raokandro. Nampiasain’ny Ntaolo ho fanafody nanasitranana ireo aretina maro samihafa teo anivon’ny fiarahamonina ny singa azo avy aminy. Amin’ny ankapobeny, talenta ny fahaizana mitsabo amin’ny alalany. Ampiasain’ny mpitsabo nentim-paharazana avokoa ny raviny, ny fakany, ny tahony ary ny vovony. Tsy norantovina fa talenta ny fahaizana […]




