Mahasarika ny olona ny mamboly hazo, indrindra rehefa vanim-potoana fanatanterahana izany tahaka izao. Mahalana ny fambolen-kazo an-tanàn-dehibe fa ny mamboly izany any ambanivohitra sy miala ny renivohitra no mahaliana ny maro. Mbola tsy mifarana ny fotoana fambolen-kazo eto Madagasikara na dia efa nanomboka tamin’ny volana desambra, taona 2024, aza izany […]
Songadina
Randrianarivelo Hery Mamy Holin : Nataony ho fitadiavam-bola ny talentany
Asa iray hita eto Madagasikara sady betsaka mpanao ny fanetezam-bolo. Misy ireo nianatra izany fa eo koa ireo efa nahafehy izany tsy nisy fiofanana natao, anisan’izany Randrianarivelo Hery Mamy Holin, mpanety iray etsy Ambohijatovo. Anisan’ireo mpanety volo etsy Ambohijatovo, manana ny traikefany, Randrianarivelo Hery Mamy Holin, lehilahy iray 55 taona. […]
Fiadiadiana ny Repoblika sy ny fikambanana Dawoodi Bohra : Nanolotra fanampiana ho an’ireo voafonja
Nanolotra fanampiana ara-tsakafo ho an’ireo voafonja etsy Antanimora, ny sabotsy 05 avrily 2025 teo, ny sampandraharaha misahana ny sosialy eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika. Nitarika ny hetsika, teny an-toerana, ny tale Amidjee Raharinoro Roumana, sy ireo mpiara-miombon’antoka, mpikambana eo anivon’ ny Communauté Borha eto Madagasikara Tafiditra ao anatin’ny famaranana ny […]
Aorian’ny fahavitan’ny fianarana : Vitsy ny tanora sahy manangana ny orinasany manokana
Olana ho an’ny tanora mahavita fianarana ny fananganana orinasa manokana. Mbola vitsy izany raha ho an’ny eto amin’ny firenena. Antony mahatonga izany ny tsy fananana tetibola entina manangana. Ampirisihina sy entanina hatrany ny mpianatra mba hanangana ny orinasany manokana aorian’ny fahavitana fianarana. Tsapa sy hita fa vitsy ireo ankizy sy […]
Ho fiarovana ny tontolo iainana : Tsara ny mampiasa lafaoro mandeha amin’ny herin’ny masoandro
Ao anatin’ny vanim-potoana fiarovana ny tontolo iainana tanteraka ny Malagasy, amin’izao fotoana izao. Mba hitsinjovana ny tanora, nanapa-kevitra Andriandraina Jean Pierrot sy ireo namany, hamorona lafaoro mandeha amin’ny herin’ny masoandro. Anisan’ireo fitaovana miavaka kely, nandritra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenen’ny tany miteny frantsay, « Frankofonia », izay natao teny Ankorondrano, ny volana […]