Refesina amin’ny alalan’ny fivoaran’ny vidin-javatra jifaina (IPC) ny fidangan’ny vidin-javatra mipaka isan-tokantrano. Voafehy ny vidim-piainana, tsy nihoatra ny 7,4% ny tamin’ity taona ity, raha nahatratra 8% isan-taona izany hatramin’izay. Mamaritra ny fiovaovan’ ny vidin-javatra ny IPC. Araka ny antontanisan’ny Instat, anisan’ny handanian’ny tokantrano malagasy ny vola miditra aminy ny fividianana […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Nikatona vonjimaika ny orinasa QMM Taolagnaro, nanomboka ny 1 desambra 2025 teo, hatramin’ny 5 janoary 2026. Mikatona ihany koa ny birao eto Antananarivo. Noraisina ity fepetra ity hanamafisana ny faharetan’ny asa sy hiarovana ny hoavy. Tafiditra ao anatin’ity paikady ity ny hifehezana ny fandaniana, mba ho orinasa maharitra sy mahomby, […]
Harena an-kibon’ny tany : Tsy maintsy manao andraikitra sosialy RSE ny orinasa
Fanamby imasoan’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ ny tany ny fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny fanjakana (PGE). Mifototra amin’ny ady amin’ny kolikoly, ny fitantanana mirindra sy mangarahara ary indrindra ny hisian’ny tamberin’andraikitra hisitrahan’ny vahoaka, ny mpandraharaha ary ny fanjakana, tombontsoa. Nihaona tamin’ny tomponandraikitra isan-tokony any Toliara, tao amin’ny Lapan’ny faritra, ny minisitry ny […]
Fifandraisan-davitra : Hihena ny saran’ny internet
Tapitra ny disadisa. Hidina manomboka amin’ity herinandro ity ny saran’ny internet eto Madagasikara, araka ny fifanarahana nataon’ny minisitera tompon’andraikitra tamin’ireo mpandraharaha efatra. Nahita vahaolana marimaritra iraisana ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny haitao ara-kajy mirindra, ny paositra sy ny fifandraisan-davitra (MNDPT) sy ny orinasam-pifandraisan-davitra efatra. “Hifaninanan’ izy ireo, araka izany, ny saran’ny […]
Toekarena : Mpiara-miombon’antoka ny Bad sy ny FMI
Vonona hanohana ho an’ny fampandrosoana ny toekarem-pirenena hatrany ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana (Bad). Nohamafisin’ny solontena maharitry ny Bad, Adam Amoumoun, tamin’ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola, Dr Ramiarison Herinjatovo, izany ny zoma teo, tetsy Antaninarenina. Nilaza izy fa manohana ny lafiny ara-toekarena sy sosialy izy ireo. Ao […]




