Natao tany Toliara, ny 5 sy 6 aogositra teo, ny atrikasa fampahafantarana ny Politika nasionaly ho fampiroboroboana ny fandrahoan-tsakafo amin’ny alalan’ny angovo madio (PNDCPM). Mifarimbona manatanteraka azy ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), ny Pnud ary ny kabinetra Sapphyre R&D. Efa maro ny mpisehatra amin’ny famokarana angovo madio amin’ny […]
Toe-karena
“Bazar de la Sadc” : Misongadina ny vita malagasy
Maro ny hetsika mialoha ny Fihaonambe an-tampony andiany faha-45 ny Sadc. Anisan’izany ny « Bazar de la Sadc », eny amin’ny foibe Enirace, Lac Iarivo. Nosantarin’ny filoha Rajoelina Andry, afakomaly, ny hetsika « Bazar de la Sadc ». Miisa 200 ny tranoheva eny an-toerana, ahitana mpandray anjara maherin’ny 300 isa. Hita eny ny vokatra […]
VAOVAO TAMBATRA
Manomboka anio 14 hatramin’ny 18 aogositra ny « Bazar de la Sadc », eny amin’ny Foibe fampirantiana iraisam-pirenena Enara, Lac Iarivo. Tranoheva maro no ho hita eny, hampisehoana ny taozavatra sy kolontsaina malagasy. Mandray anjara eny koa ny firenena mpikambana ao anatin’ny Sadc, hampahafantarany ny mampiavaka azy avy. Natao omaly ny andrana […]
Foara Ambalasira : Hampiranty ny fahaizany Amoron’i Mania
Hotanterahina mandritra ny dimy andro, ny 20 ka hatramin’ny 24 aogositra, ao Ambositra, ny Foara Ambalasira. «Mikendry ny hampiroborobo ny otrikarena ara-kolontsaina, ny asa tanana , ny fambolena sy fiompiana, ny jono, sns ao amin’ny faritra Amoron’i Mania ny Foara Ambalasira », hoy ny fanazavan’ny filohan’ny Coopérative des experts associés […]
Sainte Marie: Mamokatra saribao ekolojika ny vehivavy
Voalohany tamin’ny fifaninanana tanàna madio indrindra ny fokontany Ambatorao, any Sainte Marie. Nisitraka fiofanana sy fitaovana ny fikambanam-behivavy. Nikarakara izany ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), nandritra ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny tontolo iainana (JME), ny 2 hatramin’ny 5 jona lasa teo. Nahazo fampiofanana sy […]




