Hita manerana ny firenena afrikanina miisa 14 ny Fondation Airtel Africa. Tanjony ny hanatsarana ny fari-piainan’ireo mponina miisa 10 tapitrisa hatramin’ny taona 2030. Miisa 4 ny sehatra voakasik’izany : ny fampiasana ny tontolo ara-bola, ny fanabeazana, ny fiarovana ny tontolo iainana ary ny fampiasana ny teknolojia niomerika. Misy ny fandaharanasa Adopt-A-School, […]
Toe-karena
Solika: Vidiny iraisam-pirenena tamin’ny jona no mihatra
Toy ny isam-bolana, niova indray ny vidin-tsolika ho an’ny mpanjifa. Nihena 200 Ar isaky ny litatra ny vidin’ny lasantsy sy ny gazoala, raha nidina 170 Ar ny solitany fandrehitra, nanomboka omaly 1 aogositra. Lasa 5 120 Ar ny litatry ny solika SP 95 raha 5 320 Ar/l ny volana jolay. Nidina ho […]
Harena an-kibon’ny tany: Nadika amin’ny teny anglisy sy sinoa ny lalàna
Miditra amin’ny tontolo niomerika ny sehatry ny harena ambanin’ny tany. Misy ny pejy site web ho an’ny rafitra Eiti, ary voadika amin’ny teny anglisy sy sinoa ny lalàna vaovao. Manohana ny fampiroboroboana ny niomerika ny masoivoho amerikanina eto amintsika. Nampahafantarina, omaly, teny amin’ny MBC Ivato, ny pejy site web an’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Hetsika fiarovana ny sokatra. Hatao ny 4 sy 5 aogositra ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny hetsika « SOS Sokake Cup 2025 ». Fotoana ahitana hetsika ara-ekolojika sy ara-panatanjahantena hanentanana ny fiarovana ny sokatra sy ny karazan-javamananaina mampiavaka an’i Madagasikara. Manodidina ny 16t ny trondro andrasana amin’ny […]
Famonoam-balala : 133 225 ha ny velaran-tany norarahana fanafody
Natao ny 29 jolay teo, teto Antananarivo, ny atrikasa fandravonana ny asa vitan’ny tetikasa Mionjo, miompana amin’ny ady famonoam-balala nandritra ny taom-piasana 2021-2022. Mitotaly 133 225 ha ny velaran-tany voatondraka fanafody, ka nampiasana fanafody mahazatra ny 43 800 ha. Nahatratra 85 350 ha ny velaran-tany norarahana fanafody entina manakana ny […]




