Toe-karena

Nosy Sainte Marie : Vita tsara ny lalana lava indrindra amin’ny tanàna iray

Vita tsara daholo ny lalana rehetra any amin’ny Nosy Sainte Marie na Nosy Boraha, izay notokanan’ny filoha Rajoelina Andry, ny 11 jolay teo. Tafiditra ao anatin’ny tetikasa Pic2 sy ny Pic3 izany. Namatsy vola ny asa ny Banky iraisam-pirenena (BM) sy ny Tahirimbo­lan’ny Opep ho an’ny fampandrosoana iraisam-pirenena (Ofid). Mampiavaka […]

VAOVAO TAMBATRA

Anisan’ny fidiram-bola voalohan’ny mponina any Sainte-Marie ny fizahantany. Nasongadin’ny filoha Rajoelina Andry nandritra ny fihaonany tamin’ny vahoaka, omaly, fa ho tohanan’ny fanjakana ny sehatry ny asa tanana. Tsy mena mitaha ny any Seychelles ny any Sainte-Marie, raha jerena amin’ny hakanton’ny tanàna sy ny lalana amin’izao fotoana izao. Maherin’ny 14 000 ny […]

Fisamboram-bola : Tsy tratry ny TVA 20% ny olon-tsotra

Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra, natao tany Sainte-Marie, ny alakamisy 10 jolay teo, ny fampiharana ny hetra TVA tataovana 20% amin’ny zana-bola amin’ireo mpindram-bola. Nanome toromarika anefa ny Filohan’ny Repoblika, fa tsy voakasiky ny fampiharana ity hetra ity ny olon-tsotra, mindram-bola ho an’ny fandaniana tsotra (crédit à la consommation) sy ny […]

Tontolo iainana: Hampiasaina hitiliana trangan’afo ny « drônes »

Natao, omaly, teto Antananarivo, ny atrikasa, mahakasika ny fanovana mankany amin’ny fampiasana ny teknolojia maoderina amin’ny fikajiana ny tontolo iainana eto Madagasikara. Tanjona ny hisian’ny antoka mahomby sady ma­haritra ho an’ny taranaka fara-mandimby. Naseho nandritra ity fotoana ity ireo fitaovana avo lenta « drônes », ampiasaina amin’ny sidina ana habakabaka, avy amin’ny […]