Mizotra mankany amin’ny hanatrarana ny fahaleovantena ara-tsakafo ny mpamokatra any amin’ny Nosy Boraha na Sainte Marie. Notohanana ara-pitaovana sy zezika ny tantsaha. Maro ny hetsika natao, ka anisan’izany ny fanoloran’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Fahaleovantena ara-tsakafo (SE-SA), Razanamahefa Tahian’ny Avo, nanomboka ny 10 jolay teo. Miisa 200 ny tantsaha avy any […]
Toe-karena
Fampandrosoana: Mifanindry an-dalana ny fanitarana ny seranan-tsambo sy ny Volobe II
Mazava ny paikadin’ny fitondrana foibe amin’ ireo ireo fotondrafitrasa maro atao eto amintsika. Tetikasa iarahana amin’ ny mpiara-miombon’ antoka vahiny samihafa. Anisan’ny tetikasa goavana indrindra aty Afrika na koa ato anatin’ny ranomasibe Indianina ny fanitarana ny seranantsambon’ i Toamasina, vatsian’ny firenena Japoney «Jica» (Japan International Cooperation Agency), mitentina 639 tapitrisa dolara, ka […]
VAOVAO TAMBATRA
Ahazoana tahiry 324 000 L isan-taona, na 1,5 miliara Ar isan-taona ny fisian’ny toby mamokatra herinaratra avy amin’ny masoandro, manana tanjaka 1 MW any Ambodifotatra Sainte Marie. Miantoka ny 70% ny filana herinaratra any an-toerana ity toby vaovao ity, ka ho foana tanteraka ny delestazy. Manodidina ny 1 000 Ar ny vidin’ny […]
Rafitra ara-tsakafo: Mifandray ny famokarana sy ny harena voajanahary
Natao teto Antananarivo, ny 8 sy ny 9 jolay teo, ny dinika nasionaly mahakasika ny fampifandrifiana ny rafitra ara-tsakafo, ny fiarovana ny tontolo iainana ary ny famokarana maharitra. Natao izany entina hiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro, satria efa miantraika amin’ny seha-pamokarana isan-tsokajiny. Anisan’ny nivoitra nandritra ny atrikasa, fa zava-dehibe ny fandraisana […]
Fiovan’ny toetr’andro: Tanjona ny famatsiam-bola 1,3 miliara dolara
Nandray anjara tamin’ny fivoriana faha-62 nataon’ireo rafitra ao anatin’ny Fifanarahana mahakasika ny fiovan’ny toetr’andro tany Bonn Alemaina, i Madagasikara. Nodinihina ny paikady entina hanalefahana sy hiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro, ny famatsiam-bola ilaina, ny fatiantoka sy ny fahavoazana, ny rafitra ara-barotra, ny fahaiza-mitantana, ny fitovian’ny lahy sy ny vavy ary ny […]




