Tsy maintsy mampahafantatra ny karazan-ketra aloany ny orinasa mpitrandraka harena an-kibon’ny vaventy. Mila fantatra koa ny olona manana petra-bola 5% fara-fahakeliny. Hamafisina ny ady amin’ ny kolikoly eo amin’ny sehatry ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany vaventy. Natao, sonia, omaly, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny fitantanana foibe ny hetra (DGI) sy […]
Toe-karena
Kaominina Ampitatafika : Nanome sitraka ho an’ireo mpiadina sangany tamin’ny CEPE
Nisitraka loka avy amin’ny kaominina Ampitatafika ireo ankizy sangany tamin’ny fahafahana fanadinana CEPE teny an-toerana, ny 7 jolay lasa teo. Notolorana vola mitentina 1 tapitrisa Ariary avy ireo ankizy nahazo ny laharana voalohany. Mpianatra avy amin’ny sekoly Adventiste ny iray, ary avy amin’ny EPP Ankaditany Ampitatafika ny iray. Naoty 10/10 […]
VAOVAO TAMBATRA
Misanda 5 125 Ar ny 1 euro, omaly 8 jolay, araka ny fampahalalam-baovao avy amin’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Nisy fihenany io lanjany io raha oharina ny 7 jolay, izay 5 147 Ar. Nitombo kosa ny lanjan’ny dolara, satria 4 409 Ar ny 1 dolara raha 4 407, ny 7 jolay. Ampiasaina hividianana solika […]
Mpizahatany 1 tapitrisa: Marolafy ny fiomanana amin’ny fotodrafitrasa
Vina lavitr’ezaky ny fitondram-panjakana ny hisarihana mpizahatany miisa 1 tapitrisa amin’ny taona 2028. Notsipihin’ ny minisitry ny Fizahantany sy ny asa tanana (MTA), Dewa Viviane, fa misy tokoa ny paikady raisina hanatrarana io tanjona io, misandrahaka amin’ny sehatra marolafy marindrano. Anisan’izany ny lafiny fotodrafitrasa, toy ny fanitarana ny seranam-piaramanidina, sy […]
Menabe Antimena : Manohana ny velon- tenan’ny mponina ny ONG Fanamby
Anisan’ny miaro sy mitantana ny Faritra arovana Menabe Antimena (APMA) ny ONG Fanamby. Nihaona tamin’ireo mponina eny ifotony izy ireo, ny 1 hatramin’ny 4 jolay teo, niaraka tamin’ny tomponandraikitry ny Fitantanam-paritry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Dredd) Menabe. Nisy ny fifanakalozan-kevitra, nijerena ny fomba entina hanatsarana ny velon-tenan’ny […]




