Toe-karena

Women Rock in Digital : Soa fanararaotra ho an’ny vehivavy ny IA

Mivoatra hatrany ny hetsika karakarain’ny Avana Hub. Miditra amin’ny andiany fahenina amin’ny « Woman Rock In Digital » ny mpikarakara. Nampahafantarina teny amin’ny école 42 Andraharo, ny sabotsy teo izany. Lohahevitra amin’ity taona ity ny “vehivavy, ny saina voatry ny olombelona (IA) sy ny hoavin’ny asa: ahoana ny hamadihana ireo fanamby ho […]

VAOVAO TAMBATRA

Hanome sehatra matihanina ho an’ireo mpanao asa tanana malagasy ny village artisanale atao eny Ivato. Fitaratra hamondronana ireo karazana asa tanana izany no hampirantiana sy hamarotana ny vokatra. Ho hita eny an-toerana ihany koa ireo tolotra amin’ny fanondranana sy birao fanakalozana vola vahiny. Hapetraka ny faritra afaka haba iraisam-pirenena eo […]

Taom-pamokarana 2023-2024: 4 300 taonina ny lavanila naondrana

Nahatratra 4300 taonina (t) ny lavanila naondran’i Mada­gasikara teo amin’ny tsena iraisam-pirenena, ho an’ny taom-pamokarana 2023-2024. Mihoatra lavitra noho ny filana maneran-tany izay tombanana manodidina ny 2 500 t izany, araka ny tatitry ny filan-kevitry ny minisitra farany teo. Mbola milanja 931 t ihany koa ny lavanilina aondrana telo volana mialoha […]

Vidim-piainana : Miaina anaty fahantrana ny Malagasy 8 amin’ny 10

Nidangana ny vidim-piainana eto Madagasikara, nitotongana ihany koa ny toekarena nandritra ny taona 2024. Miaina anaty fahantrana ny Malagasy valo amin’ny folo, araka ny fanadihadiana navoakan’ny Afrobarometer. Nivoitra tao anatin’izany fa tsy manam-bola ny 94% ny Malagasy. « Miaina anaty tsy fanjarian-tsakafo ihany koa ny 65% ary tsy ampy fitsaboana ny […]

FCEM 2025 : Hifanolo-tanana ireo vehivavy mpitarika

Vita sonia omaly, teny An­taninarenina, ny fifanaraham-piaraha-miasan’ny Vondron’ ny vehivavy malagasy mpandraharaha (GFEM) sy ny vondron’ny orinasa eto Madaga­sikara (GEM), ny Antenimieran’ ny varotra sy ny indostria France-Madagascar (CCIFM) ary ny Economic Develop­ment Board of Madagascar (EDBM). Ny fandraisana ny « Comité mondial des femmes chefs d’entreprises mondiales » (FCEM) […]