Toe-karena

VAOVAO TAMBATRA

Miisa 433 ireo orinasa niforona tao anatin’ny telo volana faran’ny taona 2024. Nahitam-piakarany 20,2% izany raha oharina ny tamin’ny taona 2023. Orinasa malagasy avokoa ny 70% ireo vao niforona raha tantanina teratany vahiny ny 30%. Mitana ny laharana voalohany ireo misehatra amin’ny sokajy fahatelo izay mahatratra 81,1%. Hampiroboroboana ny lafiny […]

Kodiaran-droa : Hamoraina ny fividianana moto

Miroborobo ny fampiasana kodiaran-droa, noho ny fitohanan’ny fifamoivoizana. Ilaina ny moto vaovao satria azo antoka sy mifanaraka amin’ny toetry ny lalana eto amintsika. Nampahafantarina, omaly, ny fiaraha-miombon’antoka eo amin’ny orinasa Be Moto sy ny banky Sipem. Nitarika ny fotoana ny tale jeneraly lefitra misahana ny fampandrosoana, Randriatsimialona Lanja, sy ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Tsy afaka ampidinina ny saran-dalana, na nihena aza ny vidin-tsolika, araka ny filazan’ny mpitatitra. Antony maro no tsy maintsy jerena, fa tsy ny solika ihany no masonkaren’ny mpitatitra, sady tsy afaka ovaovaina isam-bolana ny saran-dalana. Toy ny vidin’ny kojakojan’ny fiara, ny saran’ny fikarakarana, sns, izay midangana daholo, ankehitriny. Hatsangana ny […]

Kaominina Maromiandra : Miandrandra fampandrosoana ny mponina

Mivoatra hatrany ny dingana ataon’ny Base, nanomboka ny nanokafana azy ny novambra 2024, mandra-pahatonga ny fiandohan’ny taona 2026, hananganana ny fotodrafitrasa. Anjaran’ny kaominina Maromiandra, distrika Toliara II, indray no nampahafantarana izany, ny 21 janoary 2025 teo. Miandrandra fampandrosoana ny mponina, satria efa nisitraka tohana sosialy tamin’ny orinasa, toy ny fanadiovana […]