Tontosa ny 29 avrily teo, tao amin’ny efitrano malalaky ny seranan-tsambon’i Toamasina, ny fifanaovan-tsonia tamin’ireo orinasa vaovao ho mpiara-miombon’antoka indray amin’ny Spat (Societé du port à gestion autonome de Toamasina). Eo amin’ny sehatry ny fiambenana sy ny filaminana ary ny fanadiovana sy fidiovana izany. Nambaran’ny tale jeneraly fa hisokatra ho […]
Toe-karena
VAOVAO TAMBATRA
Niampy 23 ny mpiara-miombon’antoka manohana ny Tsenabe ho an’ny Fizahantany ITM sy ny Asa tanana IHM 2026. Natao sonia, omaly, ny fifanarahana eo amin’izy ireo sy ny Ofisy nasionalin’ny fizahantany ONTM. Fanindroany ity fiaraha-miombon’antoka ity, satria efa nisy hafa tamin’ny voalohany. Tsiahivina fa hatao ny 11 hatramin’ny 14 jona 2026 […]
Airtel Africa: Iankinan’ny toekarena ny fifandraisan-davitra
Natao tany Kinshasa RDC, ny 5 mey teo, ny atrikasa lehibe ho an’ny fifandraisan-davitra, andiany voalohany. Nanao antso avo ho an’ny governemanta aty afrika i Daddy Mukadi, talen’ny Fitsipi-dalàna ao amin’ny Airtel Africa, sady filohan’ny asam-baomieran’ny GSMA Afrika. Tsy mijanona ho seha-pihariana manohana fotsiny ny fifandraisan-davitra fa efa tena sehatra […]
AGOA: Antoky ny tsenan’ny lamba avy eto amintsika
Manome asa sy mampidi-bola betsaka eto amin’ny firenena ny sehatry ny lamba. Tokony harovana sy ho marin-toerana haingana izany, mialoha ny vanim-potoana hametrahan’ny mpividy baiko, ny volana jolay. Nivoitra izany nandritra ny dinika stratejika natao tetsy Anosy momba ny “African Growth and Opportunity Act “( Agoa). Fifanakalozana niarahana tamin’ireo mpisehatra […]
Vondrona eoropeanina : Tetibola 5 000 miliara Ar hampandrosoana an’i Madagasikara
Mitentina hatrany amin’ny 1 milliard d’euros ny tetibola natokan’ny Vondrona eoropeanina (UE) hanohanana ireo tetikasa efa mandeha sy mbola hotanterahina eto Madagasikara. Fampiasam-bola hifantoka manokana amin’ny sehatra laharam-pahamehana toy ny Pacte Vert, ny tanora ary ny angovo azo havaozina. “Tanjona ny hanohana ny fampandrosoana ny firenena”, hoy ny masoivohon’ny UE […]




