Toe-karena

RN2: amboarina ny any Anjiro

Mitohy ny fanarenana ny lalam-pirenena faharoa (RN 2), mampitohy an’Antanana­rivo sy Toamasina. Ankehi­triny, any Anjiro eo amin’ny PK 78 ny ampahan’ny asa atao, ka ao anatin’izany ny fandravonana ny lalana, ny fanotofana ny lavaka, ny fa­nokafana indray ny tatatra. Hiditra amin’ny fandrakofana godirao avy eo ny manaraka. Tafiditra ao anatin’ny […]

Miharatsy ny toe-draharaha any Toliara II: vahaolana ny hanokafana ny orinasa Base

Miaina anaty tahotra ny mponina any amin’ny distrika Toliara II vokatry ny tsy fandriampahalemana satria tsy misy ny asa. Vahaolana hitan’ny kolonely Rabearilaza, ny hanokafana indray ny orinasa vaventy indostrialy Base Toliara, afaka manome asa anarivony ho an’ny mponina, sady hitondra fampandrosoana amin’ny lafiny samihafa. Tandindomin-doza ! Manaitra ny sain’ny tompon’andraikitra […]

Tontolo iainana : voly hazo mila fanaraha-maso

Isan-taona, vondron’olona maro, fikambanana, sns, mandeha mamboly hazo, izay saika hatao mandritra ny fotoam-pahavaratra, eo anelanelan’ny volana novambra ka hatramin’ny marsa. Mazava ny tanjona, hamerina indray ny ala eto amin’ny Nosy, noho izany tsy tokony hazo « volivolena fotsiny amin’izao nefa tsy haniry ». Ny fambolen-kazo hatao hamerina ny zava-boahary indray, natao […]