Nahitana fatin-dehilahy iray tao anatin’ny rano manamorona an’i Masay, omaly maraina. Tsy fantatra ny fiaviany, tsy nisy nahalala ihany koa ny manodidina. Nahatsikarika fatin’olona iray tao anatin’ny rano manamorona an’i Masay ny olona teny amin’ny manodidina, omaly tamin’ny 7 ora sy fahatelony maraina. Nampandre ny mponina sy ny tomponandraikitra avy […]
Tranga
Mpanao gazety voatafika: Voaroba avokoa ny fitaovam-piasany
Tokantranon’ny mpanao gazety iray monina sy mipetraka ao Tanamakoa, Toamasina, lasibatry jiolahy ny alin’ ny alahady hifoha alatsinainy 18 aogositra, tamin’ny 1 ora sy 30 minitra maraina lasa teo. Tapaka ny herinaratra sady oram-be tamin’io fotoana io. Tsy tao an-tokantrano, mbola tany ambanivohitra nanao fikaroham-baovao io mpanao gazety io. Efa-dahy […]
67 Ha Avaratra Atsinanana: Lehilahy iray hita faty namono tena
Namono tena tao amin’ny efitranony ny lehilahy iray 34 taona, tetsy 67 Ha Avaratra Atsinanana, afakomaly tamin’ny 10 ora sy sasany maraina. Namoha sy nijery azy io tao amin’ny efitranony ny fianakaviany rehefa tsy nahita azy tao anatin’ny ora maro. Gaga sy taitra izy ireo, fa efa vatana mangatsiaka tsy […]
Nivarotra «Méthamphétamine » : Lehilahy naiditra eny Tsiafahy
Nahatrarana Méthamphétamine 10 kg mahery teny Ampasampito, nalefa any Tsiafahy ny lehilahy iray taorian’ny fampanoavana. Niakatra fampanoavana ny sabotsy 16 aogositra lasa teo, notanana vonjimaika eny amin’ny fonjan’i Tsiafahy, ilay lehilahy mpivarotra zava-mahadomelina mahery vaika. Voasambotry ny polisim-pirenena misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina teny Ampasampito Ambohimirary io lehilahy io, ny […]
Fanimbana fananana iombonana: Mpangalatra jiro tratra tetsy Anosy
Nentina eny anivon’ny kaomisaria Central Tsaralalàna ny lehilahy mpanimba fananana iombonana tratra tetsy Anosy, omaly maraina tamin’ny 3 ora sy 45 minitra. Miandry maizimaizina sy tsy misy mpandalo, nasesin’io tsy valahara io nalaina ny jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro manazava ny lalana manodidina ny farihin’Anosy. Mihanika ny andrin-jiro izy ary […]




